Other News

Halatra posy : 2 lahy saika matin’ ny fitsaram-bahoaka

Mirongatra izaitsizy ny asan-jiolahy ao Toamasina. Halatra moto, posy, vaky trano ary fanendahana no tena manjaka tanteraka ao an-toerana. Taorian’ny fivoahan’ireo voafonja nisitraka ny famotsoran-keloka avy amin’ny filoham-pirenena no voalaza fa nampirongatra indray ity tsy fandriampahalemana ity. Vokany, andian-jiolahy tratran’ny fitsaram-bahoaka tao Morafeno Toamasina raha efa nifanenjehana eran’ny tanàna. Voalaza […]

INDRAY MIJERY

Anjaran’ny distrikan’i Manja, kaominina Andranopasy, ny nisitraka fanampiana avy amin’ny fitondram-panjakana. Anisan’ny lasibatra nandritra ny fandalovan’ny rivodoza Alvaro ny mponina tao. Niisa 1 156 ireo olona nisitraka izany, tao amin’ny fokontany 7. Vary milanja 14 450kg no nozaraina. Nisy ny fampiofanana ireo olona amin’ny fanamboarana rarivato “pavé” hanaovan-dalana teny Ambohidratrimo, […]

Fifidianana ben’ny Tanàna sy depiote: hihamaro ireo manana fahasembanana hifidy

Notanterahina, omaly, tetsy Anosy, ny atrikasa iarahan’ny Ceni sy ny Pnud momba ny tomban’ezaka fampandraisana anjara amin’ny zotram-pifidianana ireo manana olana eo amin’ny fahitana. Nambaran’ny sekretera mpanatanteraky ny Ceni, Ravao­nirina Liliane, fa efa nampiasa fitaovana manokana ho an’ny jamba ny Ceni tamin’ny fifidianana farany teo. Nisitraka izany ireo tany amin’ny […]

Raiamandreny ara-drazana: « Miandany amin’ny rariny sy ny hitsiny izahay »

Nitohy, omaly, teny amin’ny Fofikri Ilafy, ny atrikasa sy fikaonandohan’ny fikambanana sy vondrona mitambatra ao anatin’ny Antenimieran’ny raiamandreny foko malagasy (ARFM). Hetsika notarihin’ny Andriana Rakotondrasoa Noël. Niatrika izany tao anatin’ny roa andro ireo solontena isam-poko manerana an’i Madagasikara. Anisan’ny tena nasongadina ny fandinihana ny zava-misy ankehitriny sy fandraisana fanapahan-kevitra manoloana […]

Fifanatrehana amin’ny depiote: hanazava ny fandaharanasany avy ireo minisitra

Hifanatrika amin’ireo solombavambahoaka eny amin’ny Antenimierampirenena ireo mpikambana eo anivon’ny governemanta, anio. Samy hitondra ny fandaharanasany ireo minisitra amin’izany. Hitarika ny fifanatrehana sady hanomboka ny famelabelarana ny Fan­daharanasa ankapoben’ny fanjakana (PGE) ny Praiminisitra, i Ntsay Christian. Samy hanazava ny anjarany avy kosa ireo mpikambana eo anivon’ny governemanta avy eo, araka […]