Hiompana amin’ny fanatsarana ny fandaharanasam-pampandrosoana ny kaoperativa, amin’ny alalan’ny fametrahana fepetra mampiroborobo ny kaoperativa (CDP/ CECE), ny tetikasa Cooperative Ecosystem And Social Inclusion (CESI). Haharitra efa-taona ny tetikasa. Hanatanteraka izany ny fikambanana iraisam-pirenen’ny kaoperativa NCBA CLUSA izay vatsian’ny governemanta amerikana vola amin’ny alalan’ny USAID. Kendrena ny hanohanana sy hanatsarana ny […]
Other News
Fitantanana fako : harenina ny fivezivezena
Nidina ifotony teny amin’ny toby Andralanitra ny minisitry ny Rano, fanadiovana sy fidiovana (MEAH), Ravokatra Fidiniavo, omaly. Nanotrona azy ny tale jeneralin’ny SMA , ny kolonely Razafimanahaka Tiana sy ny solontenan’ny Jica, mpiara-miombon’antoka amin’ny fitantanana ny fako eto Antananarivo (GESDA). Nilaza ny minisitra fa antony roa no mahatonga ny fivangongoan’ny […]
Fampandrosoana niomerika : nivoaka ny drafitrasan’ ny minisitera MNDPT
Mifototra amin’ny andry telo lehibe ny drafitrasan’ny minisitra MNDPT, Razafindramalo Tahina. Voakasik’izany ny maha olona, ny fampananan’asa ary ny tsara fitantanana. Nitatitra ny zava-bita sy ny drafitrasany ny minisitry ny Fampiroboroboana ny haikajy mirindra, ny paositra ary ny fifandraisan-davitra, Razafindramalo Tahina, omaly. Midika fa nahomby ny zava-bitany matoa voatazona teo […]
Ambato Boeny : dahalo dimy voasambotra
Nataon’ny tafika hazalambo ny dahalo raindahiny amin’ny halatra omby tao Akamakama, kaominina Ankirihitra, distrikan’Ambato Boeny, afakomaly. Nalain’io dahalo io ny omby miisa roa ka nentiny nandositra. Nanao fanarahan-dia avy hatrany ny mpitandro filaminana sy ny fokonolona. Voasambotra nandritra ny sakoroka ny dahalo iray. Natao famotorana, nitoroka ireo olona efatra mpiray […]
Havan’ilay mpandraharaha nisy namono : manahy amin’ny fahafahan’ireo nahavanon-doza
Mbola voatazona ao amin’ ny zandary Maevatanana ireo olona 5 voarohirohy ho namono nahafaty, tamin’ny fomba feno habibiana, ilay mpandraharaha mpanangom-bokatra. Efa vita ny famotorana nataon’ny mpitandro filaminana. Andrasana hiakatra fampanoavana izy ireo. Hatreto, raha ny angom-baovao, tsy salama ny mpitsara tokony handray an-tanana íty raharaha ity ka mahatonga ny […]






