Mirongatra ny fanaovana hosoka. Lehilahy iray mpikirakira vola sandoka voasambotra tao Antalaha. Voasambotry ny zandary tao Antalaha, afakomaly, ny lehilahy iray niaraka tamin’ny vola sandoka mitentina 1 319 000 Ar. Nilaza izy fa novidiany tamin’olona sendra nandalo io vola io ka vola sandoka 1 700 000 Ar sy vola tena […]
Other News
INDRAY MIJERY
Vokatry ny rotsakorana nihoapampana nandritra ny 4 andro, indrindra tany amin’ny tapany avaratra andrefan’ny Nosy dia maro ireo traboina noho ny fiakaran’ny rano, raha ny tatitry ny BNGRC. Manodidina ny 1 700 ireo olona tsy maintsy nafindra toerana (tokantrano 40). Napetraka amina toerana azo antoka izy ireo mandra-pidinan’ny rano. Manodidina […]
TARATRY ny KANTO
Noraisin’ny minisitra ny solontenan’ireo mpanakanto. Taorian’ny fihaonana voalohany tamin’ ireo tomponandraikitra ambony ao amin’ny minisitera, nandray ny sendikan’ny artista ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, Andriamananoro Augustin. Nihaino ireo olana sy soso-kevitra mahakasika ny Omda sy ilay tolo-dalàna momba ny zon’ ny mpamorona ny minisitra. Niarahaba ny minisitra ihany koa […]
Fanamboarana mofo: hiady ny tompondaka maneran-tany ny Malagasy
Tanterahina ny 21 sy 22 janoary 2024, ao Paris Frantsa, ny «Coupe du monde de la Boulangerie 2024». Firenena 12 no mandray anjara amin’ny fifaninanana. Anisan’ ny mandray anjara amin’izany i Madagasikara. Mitarika ny delegasiona i Chef Frank Williams Hart, mpanazatra. Efa vonona tanteraka ny ekipa malagasy, hanandratra avo ny […]
Championnat de lecture : miditra amin’ny andiany fahenina
Hisokatra manomboka ny 23 janoary 2024 hatramin’ny 23 febroary 2024 ny fisoratana anarana fandraisana anjara amin’ ny «Championnat de lecture» andiany fahenina, karakarain’ny Alliance française d’Antananarivo (Aft) Andavamamba. Ny 28 febroary 2024 hatramin’ny 27 marsa 2024 no hanaovana ny fifaninanana, eny an-toerana ihany. Ankoatra ny maha fifaninanana azy, tanjona koa ny […]






