Other News

Fanafihana mitam-piadiana : jiolahy raindahiny lavon’ny zandary

Jiolahy raindahiny amin’ny fanafihana mitam-piadiana lavon’ny zandary tao Ambodijambarao, kaominina Manatatsandry, distrikan’i Ma­rovoay, afakomaly. Mpanga­latr’omby nifampitadiavana am-bolana maro ity nifanehitra tamin’ny mpitandro filaminana nanao fisafoana ity. Efa voasambotra ilay dahalo. Namita sazy saingy izao niverina nanao ny asa ratsiny izao indray. Nitsongo dia sy nanara-dia azy, noho izany, ny miaramila […]

Taranja Judo : Atleta telo miofana atsy La Réunion

Niainga ny alakamisy ali­na, teny Ivato, hamonjy ny nosy La Réunion, ireo Mala­gasy atleta mpikatroka ny taranja judo telo mirahalahy. Hiofana hiaraka amin’ny ekipam-pirenena frantsay any an-toerana izy ireo. Nano­m­boka afakomaly hatramin’ny 12 janoary ho avy izao izany. Anisan’ireo manatrika izany Ravelojaona Rayan, latsaky ny 73 kg, Ranaivoarisoa Fetra, latsaky […]

SOMBIM-BAOVAO

Misaona indray ny tontolon’ny basikety mala­gasy. Nodimandry ny alakamisy lasa teo, i Coach Moralily, mpanazatra ao amin’ny MB2ALL. Efa nilalao tao amin’ny Cosfa izy fahiny ary efa nitondra avo ny ekipam-pirenena malagasy. Izahay ato amin’ny gazety Taratra dia mankahery ny fianakavian’i Coach Moralily manon­tolo. Tsy mbola manana fanapahan-kevitra i Kylian […]