Mpitondra moto iray naratra mafy teny amin’ny digue Andohatapenaka, afakomaly. Fiara iray nisongona taxi-be no nifandona tampoka tamin’io mpitondra moto io. Niparitaka ilay moto ary naratra ny mpitondra azy. Tsy nisy aina nafoy. Vehivavy gasy iray tompona orinasa misehatra amina fizahantany malaza eto an-toerana nopoizinin’ny namany, ny faran’ny herinandro teo. […]
Other News
Herisetra ara-nofo: roa lahy nanolan-jaza naiditra am-ponja
Voasambotry ny polisy ny lehilahy nanolan-jaza 12 taona tao Tsaramandroso Mandrosoa, kaominin’i Soamaha-manina, distrikan’i Miarinarivo, afakomaly. Zanaky ny zaodahiny ihany no nararaotiny nanaovana ny filan-dratsiny. Nikarakara sakafo irery tao amin’ny trano fonenany ilay lasibatra, ny 28 desambra 2023 teo. Niditra antsokosoko tao an-trano ilay rangahy tsy valahara. Notereny hanao filàna […]
Akon’ny fety : olona 37 nosamborin’ny polisy
Polisy 1 985 no nisahana ny fitandroana ny filaminana manerana an’Antananarivo Renivohitra, nandritra ny fankalazana ny fetin’ny faran’ny taona 2023 sy ny taom-baovao 2024. Namoaka tatitra momba ny antontan’isa teo amin’ny lafiny tsy fandriampahalemana, tao anatin’izay roa andro nankalazana ny fety izay, ny teo anivon’ny polisim-pirenena. Efatra ireo trangana vaky […]
03 janoary 2024
Tir en l’air du 03 janvier 2024






