Hanao ahoana ny ho firafitry ny governemanta vaovao? Fe-potoam-piasana vaovao izao, dingana vaovao, fomba fiasa vaovao… Hisy ihany ny hoe fisokafana amin’izany? Ho hita eo… Velona indray ny adihevitra, ady sisika, ady toerana… Anisan’ny mahazatra ny sasany amin’ny toy izao ny fifandanjana isam-paritra na foko. Tsy maintsy misy solontena isam-paritra […]
Other News
Nangala-jaza… Jiolahy iray maty voatifitry ny miaramila
Nitrangana hala-jaza indray tao amin’ny fokontany Bekinana, kaominina ambanivohitr’Ankilivalo, distrikan’i Morondava, ny 21 desambra 2023 lasa teo. Tsy hitan’ny ray aman-dreniny io zaza io ka tonga nampandre ireo miaramila ao amin’ny faripiarovana sy filaminana Tsiribihina izy ireo. Niroso tamin’ny fikarohana sy ny vela-pandrika amin’ireo olona ahina ho mety ho nahavanon-doza […]
Sambava: Zazalahy maty kilan’ny afon’apombo
Tsy tana ny ain’ny zazalahy 5 taona, tao amin’ny kaominina Farahalana, distrikan’i Sambava, ny 24 desambra teo. Hividy gilasy io zazalahy io ka tra-doza tampoka. Nierikerika teny amin’ny sisin-dalana ka nianjera tao anaty apombo nirehitra. Tafiditra tao afovoan’ny afo io zaza io ka nifamonjen’ny manodidina. Voakasiky ny afo anefa ny […]
Tselatra
Naratra mafy ny vehivavy iray tratry ny lozam-pifamoivoizana teny Marais Masay, omaly maraina. Moto nanao taingin-droa no nifandona tamina fiara tsy mifidy lalana iray. Fantatra fa vokatry ny fandehanana mafy no nahatonga ny loza. Nentina haingana nihazo ny hopitaly ireo naratra. Tsy nisy kosa ny aina nafoy. Potika tanteraka ilay […]
Foot belge: le maillot de Romain Métanire très sollicité
Romain Métanire, le défenseur malgache du RFC Seraing, est l’un des joueurs les plus appréciés du championnat belge. Son maillot est actuellement le plus convoité lors de la vente aux enchères organisée par la Younited Belgium, qui soutient le football social en Belgique. La Younited Pro League, c’est le nouveau […]






