Other News

« Jacques Rabemananjara, Œuvre poétique »: hisy ny velakevitra hiarahana amin’i Elie Ramanankavana

Mpahay kanto samihafa, saingy resy lahatry ny asa soratr’i Jacques Rabemananjara i Elie Ramanankavana ka hizara izany amin’ny alalan’ny tafatafa manodidina ny boky « Jacques Rabemananjara, Œuvre poétique ». Tanterahina eny amin’ny Tranomboky monisipaly Analakely, ny marainan’ny 6 janoary 2024, ny tafatafa sy resadresaka iarahana amin-dRamanankavana Elie, mahakasika ny boky “Jacques Rabemananjara, […]

Fetin’ny Noely: niara-nifaly tamin’ny toby Akamasoa ny filoha Rajoelina

Tsy diso anjara tahaka ny isan-taona. Niara-nanamarika ny fetin’ny Noely teny amin’ireo ankizy tezain’ny Mompera Pedro, eny amin’ny toby Akamasoa ny filoha Rajoelina dimy mianaka.   Nambaran’ny filohan’ny Repoblika fa hafaliana ho azy mianakavy ny fiaraha-mankalaza ny Noely eny an-toerana isan-taona. “Am-pitiavana anaty fihetseham-po no iarahana aminareo zanaky ny Akamasoa“, […]

Hafatra  Noely avy amin’ny eveka: “Aoka tsy ho zarina omena fotsiny ny mahantra…”

Nampita hafatra ny eo anivon’ny Fivondronamben’ny eveka (Fem), amin’izao fahatongavan’ny Noely sy ny taona vaovao izao. Nambaran’izy ireo fa manomboka amin’ireo mijaly sy mahantra ny tena fampandrosoana. “Tsy omena na ampiana fotsiny ireo mahantra fa ampandraisana anjara amin’ny fampandrosoana ny fiaraha-monina izy ireo“, hoy ny filohan’ny Fem, ny Mgr Raharilamboniaina […]

Fantina sy fintina

Nisitraka fanomezana avy amin’ny fianakaviana Rajoelina ireo mponina eny amin’ny fokontany, Ambatobe, ny sabotsy teo. Nampanantena ny filoha fa hatsangana ny toera-pitsaboana maimaimpoana sy ny foibe fanofanana. Eo koa ny jiro sy ny fanasan-damba ary ny zaridaina… “Hatao fokontany maodely ny ety Ambatobe“, hoy ny filoha Rajoelina. Efa nivoaka ny […]