Other News

AJS Mada Tsiadana : hisy lalao fihantsiana efatra

Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny kianjan’ny Oni­versite Ankatso, ny fankalazana ny fahadimy taona nijoroan’ny Association des jeunes sportifs (AJS) Mada Tsiadana. Araka izany, hisy lalao fiha­tsiana efatra eny an-toerana, amin’ny taranja Rugby. Ma­rihina fa ny AJS dia sekoly ara-panatanjahantena mitaiza ny ankizy amin’ny alalan’ny Rugby. Tsara ny mampahafantatra fa hotolorana amboara […]

SOMBIM-BAOVAO

Nankatoavin’ny fitsarana ara-panatanjahantena tany Eoropa ny fifaninanana Super League. Maro tamin’ireo klioba sangany tany Eoropa nefa no tsy nanaiky ny hilalao sy hifaninana amin’izany. Anisan’izany ny PSG France, ny Bayern Allemagne, ny Manchester City Angleterre, ny AS Roma Italie. Mitarika eo amin’ny laharana voalohany amin’ ny fiadiana ny ho tompondakan’i […]

Kitra – «Grand Tournoi d’Antananarivo» : hanalavela amin’ny Ajesaia ny Disciples FC

Fantatra avokoa ireo ekipa hidona amin’ny fiadiana ny manasa-dalan’ny “Grand Tournoi d’Antananarivo”, taranja baolina kitra. Hifanehitra eo amin’ny manasa-dalana ny samy “Pro league”, ny Disciples FC sy ny Ajesaia. Tontosa omaly zoma, teny Andoharanofotsy ny antsapaka ho an’ireo ekipa efatra tafita hiatrika ny manasa-dalana, hiadiana ny “Grand Tournoi d’Antana­narivo”, taranja […]