Nanofana ireo vehivavy liana ka te ho kandidà amin’ny fifidianana ho avy ny eo anivon’ny Filankevitra nasionaly ho an’ny vehivavy (CNFM), omaly. Nambaran’ny filohany, Andriamasy Estelle, tamin’izany fa nampahafantarina ireo mpiofana ny lalàm-pifidianana. Eo koa ny andraikitr’izany ben’ny Tanàna na mpanolotsaina kaominaly izany. Ny fanamafisana ny fahaiza-mitarika ary ny tokony […]
Other News
Valim-babena
Nametra-pialana ny governemanta notarihin’ny Praiministra Ntsay Christian. Misahana ny fampihodinan-draharaha sisa ny ekipa miaraka aminy. Nihoraka izay tsy izy ny mpitolona, nanohana ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Efa manantena ny valim-babena araka ny fampanantenana natao azy ireo. Iza tokoa no tsy mahatadidy fa toky nomen’ny kandidà laharana fahatelo hatrizay […]
100 andron’ny filohan’ny Repoblika : hofantenana ireo sahirana hisitraka trano sy tany
Manomboka avy hatrany ny asa. Navoaka ny drafitrasa 100 andron’ny filohan’ny Repoblika. Misongadina ny sosialy sy ny fambolena ary ny fahasalamam-bahoaka. Hotsinjovina manokana ireo tokantrano tena sahirana ka hofanina mandritra ny 3 volana amin’ny fambolena sy fiompiana ao anatin’ilay teknika « PFUMVUDZA ». Efa nahitana vokatra tsara tany amin’ny firenena […]
TSELATRA
Manao ny ataony mihitsy ny jiolahy mandritra ny fitohanan’ny fifamoivoizana. Maro tamin’ireo mpandeha taxi-be no voaroba finday sy firavaka volamena teny Anosibe sy lalana miditra ny Cenam 67 ha, omaly. Misy amin’ireo jiolahy no voalaza fa mamoha ny varavaran’ny fiara ka maka ny poketra na ny entan’ireo olona ao anaty […]
Ambohimangakely : jiolahy iray lavon’ny balan’ny zandary
Maty rotiky ny balan’ny zandary nandritra ny fifanenjehana teny Ambohimangakely, omaly, ny jiolahy iray nanafika olona hanatitra vola 79 tapitrisa Ar any amin’ny banky. Vola an’olona mpivarotra ao Ambohimangakely no notafihan’ny jiolahy nandeha moto Scooter, raha hihazo an’Ankorondrano. Fantatra nandritra ny fanafihana fa tovolahy iray mpiasa taloha tao amin’ilay fivarotana […]






