L’investiture du président, samedi dernier, dans un stade bondé marqué le départ, en grande pompe, du deuxième mandat de l’actuel chef de l’Etat. Bien évidemment, beaucoup peuvent encore gloser sur les péripéties de cette victoire, mais il n’en demeure pas moins que personne ne peut changer le cours de l’histoire […]
Other News
Nouveau mandat: le nouveau gouvernement très attendu
Après l’investiture du nouveau président Andry Rajoelina, la mise en place du nouveau gouvernement est ardemment attendue par plus d’un observateur de la vie politique du pays. Pour l’heure, le suspense perdure, vu que le gouvernement actuel n’a pas encore présenté sa démission. Un nouveau gouvernement est attendu dans les […]
Tohodranon’i Beboka : hamokatra vary fanampiny 6 300 taonina
Hiverina hamokatra ny tantsaha ao amin’ny distrika Antsalova, faritra Melaky, noho ny fahavitan’ny tohodranon’i Beboka. Hamokatra vary fanampiny hatrany amin’ny 6 300t isan-taona ny fotodrafitrasa, entina hampiroboroboana ny famokarana sy hanampiana ny tantsaha ka hanatrarana ny fanamby amin’ny fahavitan-tena ara-tsakafo. Hanondraka velaran-tany 1 600ha mandritra ny fotoam-pambolena ny lakandrano ary 500ha […]
VAOVAO TAMBATRA
Mahatratra 827 300t ny simenitra namidy teny an-tsena nandritra ny enim-bolana voalohan’ny taona 2023, izay mitentina hatrany amin’ny 299,6 miliara Ar. Nahitam-piakarany 84 300t ny vokatra nafarana raha oharina tamin’ny taon-dasa, izay manodidina ny 743 000t ka mitetina 271,4 miliara Ar. Mitohy hatrany ny tetikasa hazavao ny elakela-trano ataon’ny orinasa Jirama. […]
Madagasikara : lohalaharana amin’ny fanondranana vokatra bio
Tafakatra hatrany amin’ny 5 800t ny vokatra bio naondran’i Madagasikara ny taona 2020, raha toa ka 800t monja izany ny taona 2009. Anisan’ireo firenena mpanondrana vokatra bio betsaka indrindra maneran-tany ny firenena malagasy. Manodidina ny 35% amin’ireo vokatra naondrana ny kakao, legioma 20%, voankazo ny 12%, hanitra fanao amin’ny sakafo […]






