Other News

Tahirimbolam-panjakana : tafapetraka ny tondrozotra « Schéma directeur des réformes »

Natolotra teo anivon’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola ny tondrozotra «  Schéma directeur des reformes »,  hitantanana ny tahirimbolam-panjakana mandritra ny dimy taona. Narafitra ao anatin’ny « Schéma directeur des réformes » (SDR) ireo paikady sy fanavaozana rehetra hampandrosoana ny tahirimbolam-panjakana mahomby ka handraisana anjara feno amin’ny fitomboan’ny fiharian-karena. Entina hitantanana ny tahirimbolam-panjakana ao […]

INDRAY MIJERY

Vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny LTP Toamasina sy ny Campus La Châtaigneraie Coo­pération Normandie, nisitraka fampitaovana toy ny “outillages” sy “chambre froide” ny LTP Toamasina. Noraisan’ny talem-paritry ny ETFP Atsinanana, So­lofomanana Jimmy, izany. Tanjona ny hanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa ao amin’ny faritra. Haharitra enina andro, […]

GTA- Manasa-dalana : Tafita ny Disciples FC, ny US Pro, ny Ajesaia ary ny Elgeco Plus

Notontosaina ny asabotsy sy omaly alahady, teny amin’ny kianjan’ny Elgeco Plus, By-pass, ny ampahefa-dalan’ny fifaninanana “Grand Tournoi d’Antananarivo”, taranja baolina kitra. Tafita hiatrika ny manasa-dalan’ity fifanintsanana ity ny ekipan’ny Disciples FC OPL, ny Us Pro Anala­manga, ny Ajesaia Opl sy ny Elgeco Plus Opl. Raha hiverenana ny ampahefa-dalan’izy ireo, ny […]

Kung fu-Mada 2023 : mpikatroka 15 niatrika famaranana

Tontosa ny faran’ny herinandro teo ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja Kung fu, taona 2023. Teny amin’ny Temple de Pierre Mizael, Ambatomirahavavy, no nanatanterahina izany, nandritra ny 2 andro. Ny asabotsy 16 desambra no nanaovana ny dingana fifanintsanana sy ny manasa-dalana ary omaly alahady 17 desambra kosa ny dingana famaranana. […]

« Cosafa School U-15 »: Tsy tafavoaka vondrona i Madagasikara

Tsy namokatra firy ny ekipa nasionaly malagasy nandritra ny “Cosafa School U-15”, natao tany Harare Zimbabwe. Samy tsy nisy tafavoaka vondrona ny sokajy lahy sy vavy. Ratsy ny vokatra ho an’ny ekipa nasionaly malagasy, nandritra ny fifaninanana « Cosafa School U-15 », taranja baolina kitra, izay natao tany Harare Zimbabwe, ny 15-16 […]