Other News

“Cosafa School 2023” : resy ny ekipa malagasy lehilahy, ady sahala ho an’ny vehivavy

Notanterahina nanomboka omaly, tany Harare Zimbabwe, ny fifaninanana ho an’ny mpianatra “Cosafa School 2023”. Resy ny sokajy lehilahy ary ady sahala ny an’ny vehivavy. Ady sahala 0 no ho 0 no isa nentin’i Namibia sy i Madagasikara nisaraka nandritra ny andro voalohan’ ny fifaninanana “Cosafa school U.15”, taranja baolina kitra, […]

Vidim-piainana : kely ny tolotra mitaha amin’ny filàn’ny mpanjifa

Mazana miakatra sy misondrotra avokoa ny vidin’ entana eny an-tsena, indrindra rehefa ankatoky ny fety toy izao. Tsy afa-manoatra ny mpanjifa ma­noloana izany. Miandry ny hijerena sy hitodihana amin’ny so­sialim-bahoaka, araka ny fampanantenan’ ny filoham-pirenena, ny vahoaka. “Betsaka loatra ny filàn’ny mpanjifa rehefa fotoana tahaka izao nefa ny tolotra efa […]

Fianianan’ny filoha Rajoelina: efa tonga ny filoha maorisianina, i Prithvirajsing Roopun

Hatevina ireo delegasionina hotarihin’ireo filoham-panjakana sy tomponandraikitra ambony avy any ivelany, ho avy hanatrika ny fianianan’ny filohan’ny Repoblika rahampi­tso, eny Mahamasina. Anisan’ ny efa tonga omaly ary notsenaina teny Ivato ny filoha Maorisianina, i Prithvirajsing Roopun. Ny avy amin’ny iraka manokan’ny filoha Sinoa, amin’ny alalan’ny filoha lefitry ny antoko CCPPC, […]

FANTINA sy FINTINA

Tsy ho avy eny Mahamasina na nahazo fanasana aza ny depiote Tim, amin’ny fiainianan’ny filohan’ny Repoblika. “Efa tsy nankato ny fifidianana natao amboletra izahay”, hoy izy ireo. Ny HVM kosa tsy mbola nahazo fanasana, saingy efa nisafidy ny tsy ho avy. Hanomboka anio, ny fialantsasatry ny fitsarana ary hiverina hiasa […]

Miandry baolina maty

  Hiavaka raha samy hiavaka ny fotoam-pianianan’ny Filoha vao lanim-bahoaka, Rajoelina Andry, rahampitso. Efa manao ranolava ny fahatongavan’ny vahiny, hanome voninahitra ny fotoana eny Mahamasina. Nanomboka omaly, hitohy mandra-pisokatry ny lanonana amin’ny 10 ora maraina ny fahatongavana eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato. An-jatony, mba tsy hilazana ho aman’arivony ny vazaha, sinoa, […]