Mpahay kanto anisan’ny tena vao misandratra mihitsy Razafimandimby Tiana Fameno Jordan Leonandro na Fameno. Zazalahy anisan’ny nambabo ny fon’ny maro nandritra ilay fifaninan-kira « La voix d’or », ny taona 2021. Efa manomboka miditra tsikelikely eo amin’ny sehatry ny matihanina i Fameno ankehitriny, ary ny hira fiderana no nofidiny iangalina sy hitondrana […]
Other News
Tratra ny kapila hosoka 12 baoritra: Voasambotra Rahery, lehiben’ny mpanao piraty
Tsy mety foana ny fanaovana piraty. Mihamafy hatrany koa ny asan’ny Brigady manokana miady amin’ny hosoka, na ny BAP. Nahitam-bokatra ny fidinana ifotony, farany teo. Kapila miisa 3315, tao anaty baoritra miisa 12. Efa vonona handeha haparitaka eny an-tsena rehetra eny ireto vokatra hosoka ireto, no tonga ireo avy ao […]
MPIANAKA NALAINA AN-KERINY/ Natakalo 40 tapitrisa Ariary
Avotra teny amin’ny mpaka an-keriny ireo mpianaka, tao Mahavelona Ankazobe. Voalaza fa nandoa volabe ny fianakaviana. Misy milaza fa 20 000 000 Ar, misy miteny fa 40 000 000 Ar. Navotsotry ny mpaka an-keriny omaly hariva, ny mpianaka, nisy naka an-keriny tao Ambohitrambany, kaominina Mahavelona, distrik’Ankazobe, tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo. Voalaza […]
2023 : Le bilan macroéconomique de Madagascar
La croissance reste à un niveau moyen de +4,0% en 2023, ce qui est insuffisant pour créer une amélioration du niveau de vie des habitants, dont le Produit National Brut (PNB par habitant) stagne autour des 525 USD par an. Si le cadre budgétaire et de la dette reste maîtrisé, […]
Développement numérique: un besoin de 40.000 techniciens à combler d’ici 2028
Madagascar fait face à une pénurie de compétences numériques, comme indiqué dans le Plan stratégique du numérique (PSN) 2023-2028 élaboré par le ministère du Développement numérique, de la poste et des télécommunications (MNDPT). Selon ce plan, le pays enregistre un déficit de 40.000 techniciens, indispensables pour accomplir une véritable transformation numérique […]






