Nankalazaina, omaly, teny amin’ny tobin’ny vondron’ny sampana mpamonjy voina Tsaralalana, ny fetin’i Masimbavy Barbe. Olomasina mpiahy sy mpiaro azy ireo amin’ny asan’ny vondrona izay mpikirakira afo i Masimbavy Barbe . Niaraka nankalaza izany avokoa ireo mpamonjy voina rehetra teto Antananarivo Renivohitra. Tarigetran’ny vondrona : « ny Fitsipika, ny zotom-po, ny fandavantena ». Tonga nanome […]
Other News
INDRAY MIJERY
Fampahafantarana ireo ray aman-dreny sy ny mpianatra ny zon’ny olona manana fahasembanana no nanamarihan’ny Akanin’ny marenina (Akama) ny andron’ny olona manana fahasembanana. Niarahana tamin’ny tetikasa “Kolohay”, misehatra amin’ny fanabeazana mampiaty sy ny CBM ny hetsika. Mafy kokoa ny fanamby atrehin’ny ankizy manana fahasembanana manoloana ny fiovan’ny toetr’andro, hoy ny Unicef. Ilaina […]
Famokarana: mpamboly 855 nisitraka masomboly
Mitohy hatrany ny fampandrosoana sy fampiroboroboana ny famokarana, hanatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo. Mpamboly maro avy amin’ny faritra samihafa manerana ny Nosy no nisitraka masomboly entina hampiroboroboana ny seha-pihariany, ny herinandro teo. Tantsaha 165 avy ao amin’ny faritra Sofia no nomena masomboly vary an-drano milanja 1 980 kg sy zezika NPK […]
Mahajanga: misesisesy ny fahatongavan’ ny sambo lehibe
Andrasana hiverina ao amin’ny renivohitr’i Boeny, ny alatsinainy izao, ilay sambo lehibe Hebridean Sky, nitondra mpizahatany nandalo tao an-toerana afakomaly. Sambo lehibe fahefatra nigadona tao Mahajanga izy ity, izay nitondra mpandeha 100. Nitsidika ireo toerana mampiavaka ny faritra ny 85 amin’ireo mpandeha, nahitana teratany amerikanina sy anglisy. Taorian’io, nihazo an’i […]
Mitotongana ny Ariary: manakaiky ny 5 000Ar ny 1 Euro
Mihazakazaka ny fitontongan’ny vola malagasy. Ankehitriny, efa hananika ny 5 000 Ar ny 1 euro. Omaly, tokony ho tamin’ny 3 ora sy 16 minitra, mitentina 4960Ar ny sandan’ny Euro iray, araka ny tarehimarika navoakan’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM). Tafakatra hatrany amin’ ny 4518Ar kosa ny dolara iray. Azo lazaina ho marin-toerana […]






