Other News

Tentative de mutinerie: deux colonels attendront leur procès derrière les barreaux

24.000 euros, soit l’équivalent de 120 millions d’ariary, telle aurait été la somme proposée par deux colonels, pour financer une mutinerie au sein l’armée. Mais cette révolte est vouée à l’échec conduisant à leur arrestation. Ils attendront leur procès prévu le 16 janvier, à Tsiafahy. Une nouvelle affaire secoue le monde politique […]

Academy Kids : manomana ankizy ho matihanina

Notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny sabotsy lasa teo, tetsy Andravoahangy, ny Academy Kids, ivontoerana manabe ireo kilonga amin’ny ping-pong. Notsiahivin-dRao­bison Hervé, filoha mpanorina sady efa filohan’ny federa­siona teo aloha, fa efa tamin’ ny volana janoary no niasa izy ity. Tanjona ny hanomanana dieny izao ireo ankizy hiatrika ny fiadiana ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, ny sabotsy 25 novambra teo, teny amin’ny kianjan’Itaosy ny taom-pikatrohana 2023-2024, ho an’ny ligin’Analamanga, taranja Volley-ball. Tonga maro namaly ny antso ireo klioba. Hetsika maro toy ny filatroana, fifaninana Tik Tok, Zumba ary ny « Volley Spectacle » no nitranga nandritra izany. Misongadina tanteraka ao amin’ny klioba Al […]

Lomano-Analamanga : hanokatra ny taom-pikatrohana 2023

Hetsika voalohany karakarain’ny ligin’Analamanga, taranja lomano, ny « Coupe de Noël », hatao ny 17 desambra ho avy izao. Fifaninanana hotanterahina ao amin’ny dobo filomanosan’ny ANS (Akademia nasionalin’ny spaoro) Ampefiloha. Ankoatra ny maha « Coupe de Noël » azy, amin’io koa ny fifaninanana hanokafana ny taom-pikatrohana 2023, ho an’ny ligin’Analamanga. Mba hahatomombana antsakany […]

Rugby – Amboaran’i Madagasikara: andrasan’ny maro ny fihaonan’ny USA sy ny FTM

Taorian’ny lalao ampahavalon-dalana izay natao ny alahady lasa teo, teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, nisy ny antsapaka natao. Efa fantatra avokoa, araka izany, ireo lalao efatra. Hotanterahina ny alahady 3 desambra ho avy izao, eny Andohatapenaka, ny lalao ampahefa-dalana, fiadiana ny amboaran’i Mada­gasikara 2023, taranja rugby. Anisan’ireo lalao roa tena […]