Nanao hetsika “Fotsy” ho fanoherana ny voka-pifidianana koa ny Malagasy miasa sy monina any Montréal-Canada, ny faran’ny herinandro teo. Nambaran’izy ireo fa tsy azo ekena iny fifidianana iny. “Mila hapetraka ny tany tan-dalàna”, hoy izy ireo. Miantso ny tokony hijoroana ny filoha teo aloha, Rajaonarimampianina Hery, araka ny fanambarany tao […]
Other News
Famoahana ny voka-pifidianana : namaly ny fanakianana azy ny Ceni
Nitondra fanazavana manoloana ny fiampangana na koa ny fanakianana azy ny eo anivon’ny Ceni, amin’ny alalan’ ny mpampaka-teny, i Soava Andriamarotafika. Tao anatin’ izany ny filazana fa nihazakazahana sy nirotorotoana ny famoahana ny voka-pifidianana vonjimaika. Nambarany fa efa mazava ny tetiandro nofaritana tany am-piandohana ny hanaovana ny fifidianana ny 9 […]
Samia…saro-piaro
Vita izay ny ampahan’ny asa manodidina ny fifidianana. Mivoaka ny vokatra vonjimaika izay tsy hifanalavitra amin’ny vokatra farany, tsy azo ivalozana, avy amin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana. Efa hita ny mpandresy ary efa mijanona ho fihodinana voalohany ny fifidianana. Tsy nanararaotra ny herijika nahafahany naneho hevitra ny sasany. […]
Fikirakirana voka-pifidianana: fitoriana sivy no voarain’ny HCC
Efa ao anatin’ny fikirakirana ny voka-pifidianana ny eo anivon’ny HCC amin’izao fotoana izao. Tafiditra ao anatin’ izany koa ny fandraisana ireo fitarainana na fitoriana. Ny tsy fanarahan-dalàna hita nandritra ny fifidianana no fitoriana voarain’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana (HCC), araka ny fanazavan’ny sekretera jeneraliny, Ranesa Firiana, teny Ambohidahy, omaly. […]
Notambazana 1 hetsy Ar : ankizivavy T5 naolana lahiantitra 88 taona
Lehilahy lehibe 88 taona nosamborin’ny polisy noho ny fanolanan-jaza 13 taona tao amin’ny fokontany Befaritra, kaominina Soavinandriana, distrikan’ i Soavinandriana, faritra Itasy, ny marain’ny zoma 24 novambra teo. Namonjy sekoly ao Andraibiby toerana misy ny EPP io zazavavy mpianatra io. Miditra ao amin’ilay lahiantitra izy ka notambazan’ity farany vola 1 […]






