Other News

TARATRY ny KANTO

Hamoaka ny “Mirantsana” ry Babai Lugu. Hi­ra vaovao hivoaka anio izy ity, raha ny nambaran’i Goul, lehiben’ny tarika. Amin’ireo “plateformes” fividianana hira efa mahazatra, toa ny Spotify sy ny Deezer no azo jifaina sy henoina izany. Anisan’ireo hira handrafitra ny rakikira vaovao, izay hivoaka tsy ho ela io hira io. […]

Kintan’ny Fanilo Mikabary: namoaka mpikabary 20

Nanatanteraka fanandratana mpikabary 20 mianadahy ny Kintan’ny Fanilo Mikabary, ny sabotsy lasa teo, tetsy Tsarahasina Ambohimanga­ke­ly. Ny 10 tamin’izy ireo, nisalotra ny anarana « Ma­tsilo », izay mpikabary niofana nandritra ny enim-bolana ka nandray ny mari-pahaizana maha mpikabary azy. « Ma­nandratra ny tsara ho an’ny lova iombonana ny fanalavana ny Matsilo », hoy Ramilison […]

Rakotomavo Germain : nodimandry ny andrarezin’ny tendry gasy

Raha resaka gitara, indrindra ny tendry gasy, tsy azo dinganina ny anarany. Lasa nanampy isa ireo kintan’ny mozika malagasy any amin’ny mandrakizay ihany koa Rakotomavo Germain, mpitendry tao amin’ny tarika Ny Antsaly. Vaovao ratsy ho an’ny fiankaviamben’ny zavakanto. Nodimandry ny alahady teo, teo amin’ny faha-69 taonany Rakotomavo Germain, rehefa avy […]

Fifohana sigara sy fihinanana paraky : loza mihatra ho an’ny firenena sy ny fahasalaman’ny daholobe

Manomboka ma­nan­drana mifoka si­gara ny ankizy any an-tsekoly. Miteraka herisetra ara-batana sy ara-moraly eo aminy izany. Misy ny fanentanana ataon’ny fikambanana maro ho an’ny ankizy sy ny tanora. Mba hisorohana ny tsy hiron’izy ireo amin’ny fidorohana ny karazana zava-mahadomelina. Manomboka mahazo vahana eto Madagasi­kara ny fivarotana sigara. Anisan’izany, ny sigara […]