Other News

Kandidà Andry Rajoelina : “Tsy manaiky korontana intsony ny vahoaka”

Naneho ny heviny avy hatrany, taorian’ny namoahan’ny Ceni ny voka-pifidianana vonjimaika ny sabotsy teo, ny kandidà Andry Rajoelina. Nambarany fa manam-pahendrena ny vahoaka. “Ankehitriny, tsapa fa manana fahendrena ny vahoaka malagasy, indrindra tsy manaiky ko­rontana na korontanina intsony”, hoy ny kandidà lah. 3, Andry Rajoelina, taorian’ny famoahan’ny Ceni ny voka-pifidianana […]

INDRAY MIJERY

Fanentanana ataon’ireo mpanentana ara-pahasalamana eny ifotony, ny tokony hitandremana fatratra ataon’ireo reny mitondra vohoka amin’ny valanaretina tazomoka. Ankoatra ny fatoriana anaty lay misy odimoka, misy ihany koa ny fanaovana TPI. Fanafody tazomoka atelina mandritra ny fisafoana izy io. Na dia tsy eo amin’ny toerana maha governora intsony aza ny tenako […]

Tenisy – Mada 2023: hanomboka anio ny fifaninanana

Hotanterahina anio, eny amin’ny Club olympique de Tananarive (COT) Ankadikely Ilafy, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tenisy. Marihina fa hotolorana lelavola 5 hetsy Ariary sy loka maro avy amin’ny mpanohana ireo tompondaka amin’izany, araka ny vaovao nampitain’ny filohan’ny Federasiona malagasin’ny Tenisy (FMT). Raha ny fandaharana navoakan’ny FMT tao […]

Rugby Club Tanora Soavimasoandro : hivelatra amin’ny taranja hafa

Toy ny fanaony isan-taona, notanterahina ny sabotsy 25 novambra lasa teo, teny amin’ ny kianja Imamba, ny Andron’ ny mpiara-miombona antoka amin’ny Rugby Club Tanora Soavimasoandro (RCTS). Nam­baran’Andrianarisoa Avo­tra Tokiniana, filohan’ny ekipa, fa tanjona manaraka ny fisokafana amin’ny taranja hafa eo amin’ny fitaizana ireo ankizy sy tanora. Hanombohana iza­ny, ny tenisy, […]