Other News

edbm : manamora ny fikirakirana antontan-taratasy

Miverina mahazo ny ovam-pivoarana talohan’ny Covid-19 ny tontolon’ny fandraharahana. Ho an’ny renivohitra manokana, manodidina ny 1 200 ny orinasa nisokatra nanomboka ny volana janoary ka hatramin’ny volana septambra teo. Maro anisa amin’izany ireo orinasa misehatra amin’ny lamba, fi­trandrahana ny harena an-ki­bon’ny tany, ny fambolena ary ny fiompiana. “Manodidina ny 1 […]

VAOVAO TAMBATRA

Miara-miasa amina sampandraharahan’ny minisitera 10 ny Guichet unique eny anivon’ny EDBM. Misy ihany koa ny tolotra amin’ny ho fanampiana an’ireo mpandraharaha amin’ny fampiroboroboana ny orinasany. Tanjo­na ny hanamora ny fampiasam-bola. Hanampy amin’ny famantarana ny orinasa rehetra misy ity Guichet unique ity. Eto Madagasikara mandritra ny dimy andro ireo matihanina amin’ny […]

Samia mitandrina

  Miverina ary tena mahavoa olona maro ny Covid-19, araka ny fanazavan’ny mpitsabo. Manginy fotsiny, mikiky olona maro ny gripa mahery vaika. Tsy mitsitsy fa izay voa aloha dia mandamaka am-pandriana. Tsy maha lehilahy lehibe, tsy maha tompon’ny hery fa mandripadripaka ny aretina. Soa fa tsy mahafaty ! Azo sy mora […]

Fondation Tany Meva: nivoaka ny drafitrasa 5 ho an’ny taona 2023-2027

Tapitra tamin’ny taona 2022 ny drafitrasa andiany fahefatra an’ny fikambanana Fondation Tany Meva. Hifantoka amin’ny fanatsarana ny velon-tena, ny fanatsarana ny sosialy ary ny fiarovana ny tontolo iainana ny andiany fahadimy (2023-2027). Nampahafantarina ny 21 novambra teo, ny drafitrasan’ny Fondation Tany Meva ho an’ny dimy taona manaraka (2023-2027). Misahana ny fanohanana […]

Raharaha Andohanimandroseza : fiaram-panjakana ilay voatifitra, tale tao amin’ ny Instat ny iray maty

Miandry ny tatitra ofisialy mahakasika ny fifampitifirana teny Andohanimandroseza ny mpanara-baovao. Tsy mbola misy ny vaovao avy amin’ny mpitandro filaminana. Milaza ny tomponandraikitra fa ana­tin’ny famotorana tanteraka, mandrak’alina. Etsy ankilan’izay, ny mpikirakira ny tambajotran-tserasera no namoaka fa fiaram-panjakana ilay rotiky ny bala. Ora vitsy taorian’izay, namoaka fa­nambarana ny teo anivon’ny […]