Other News

Halatra finday : lahiantitra nolerana zava-maranitra

Finday miisa roa no namonoan’ny jiolahy telo nisaron-tava ny raim-pianakaviana iray, 63 taona, tao Mandiavato. Olona roa hafa naratra, voavely tamin’ny vatan-kazo. Namoy ny ainy vokatry ny daroka sy vono na­taon’ny jiolahy, ny raim-pianakaviana iray. Tao amin’ ny fokontany Antampontsena, kaominina Mandiavato, distrikan’i Miarinarivo no niseho­an’izany, ny alatsinainy teo. Nodakadakan’ny […]