Les projecteurs de la Fédération de karaté-do de Madagascar (FKM) sont déjà braqués sur la saison 2024. Mieux, les combattants débuteront la saison avec deux sorties internationales, à savoir la compétition Série A d’Athènes (Grèce) du 12 au 14 janvier et l’Open de Paris, du 26 au 28 janvier. « Nous […]
Other News
Eliminatoires Mondial 2026: les Barea reprennent du poil de la bête
Vainqueurs de leur deuxième match des éliminatoires de la coupe du monde 2026 contre les Sao du Tchad, hier au stade municipal d’Oujda (Maroc) sur le score de 3-0, les Barea de Madagascar engrangent leurs premiers points dans le groupe I. Ouf de soulagement ! Le sélectionneur national, Romuald Rakotondrabe […]
MS ZUIDERDAM: nitondra mpizahatany 1 800 nitsidika an’i Nosy Be
Tafiditra anatin’ny vanim-potoana fandalovan’ireo sambo lehibe (paquebot) mpitondra mpizahatany eto Madagasikara isika izao. Fotoana hampiroboroboana ny toekarena amin’ny alalan’ny fizahantany. Nandalo tao amin’ny faritra Nosy Be ilay sambo lehibe MS ZUIDERDAM tamin’ny alalan’ny “Madagascar Air tours”. Manodidina ny 1 800 ireo mpizahatany tao anatin’ ny sambo izay avy amin’ny firenena […]
VAOVAO tambatra
Manomboka miverina amin’ny laoniny ny tsena eny Analakely sy ny manodidina taorian’ny toe-draharaha politika teto an-toerana. Miverina manokatra ny varavaran’ny tsenany ireo mpivarotra. Niantraika betsaka tamin’ny fihariana ny toe-draharaha toa ireny, misy tokoa ireo mpanararaotra ny hetsika ka mandroba sy mandrava tsena. Hatao ny 27 novambra izao ny fiofanana ho […]
Toekarena: nifanohana ny mpandraharaha
Nifarana ny sabotsy teo ny fihaonambe nasionalin’ny mpandraharaha (forum des entrepreneurs), andiany faha-5, nokarakarain’ny fikambanana Club des Entrepreneurs eo anivon’ny Madagascar Entreprises Développement Aina. Hetsika nahafahan’ireo mpandraharaha madinika sy salantsalany mifampizara traikefa, mifanakalo hevitra manoloana ny fiakaran’ny vidim-piainana izay miantraika betsaka amin’ny toekarena sy ny fandraharahana. Nisy ny varotra sy […]






