Après avoir mené leur campagne sur le terrain, les candidats à l’élection présidentielle, se sont retrouvés seuls, face à face, lors du traditionnel débat télévisé sur la chaine nationale. Ils ont passé l’épreuve du grand oral. Le premier débat télévisé entre les trois candidats, le numéro 3, Andry Rajoelina, le […]
Other News
Kaompania Flydubaï : fanokafana zotra mankany Moyen Orient
Vinavinan’ny fanjakana ny hisarihana mpizahatany miisa 1 000 000 ato anatin’ny dimy taona, izany hoe, amin’ny taona 2028. Tafiditra ao anatin’ny paikadin’ny minisiteran’ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro izany tanjona izany. Izay no nahatonga ny fihaonana tamin’ny tomponandraikitry ny kaompania ana habakabaka avy any Dubai, Flydubaï, tamin’ny alalan’ny orinasa Ravinala Airport. Anisan’ny faritra […]
VAOVAO TAMBATRA
Hiverina tsy ho ela ny zotra an-dalamby « train express », mampitohy an’i Fianarantsoa sy Manakara (FCE). Efa vita avokoa ny asa fanarenana sy fanamafisana ny lalamby any Tanakidy, taorian’ny lozam-pifamoivozana tany Tanakidy Voromailala, ny 20 septambra 2023 teo. Efa niverina ny zotra « train mixte » hatreo Sahasinaka, nanomboka ny 1 oktobra. Mikatona […]
Vatovavy sy Fitovinany: tanora 11 000 nampiofanin’ ny Formaprod
Natao ny 10 novambra teo, tany Manakara ny tombana sy ny famaranana ny fandaharanasa Formaprod, ho an’ny faritra Vatovavy sy Fitovinany. Nanomboka ny taona 2017 ny fandaharanasa ho an’ireo faritra roa ireo. Niahy azy ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), vatsian’ny Fida, sampandraharaha ao amin’ny Banky iraisam-pirenena ho an’ny […]
« Fampidiran-jiro mora »: tokantrano 195 000 misitraka herinaratra
Maro ny tokantrano an-tanàn-dehibe sy ambanivohitra tsy mbola manana herinaratra. Izany no mahatonga ny minisiteran’ny Angovo sy ny Jirama, manao ny tetikasa « fampidiran-jiro mora ». Natao tamin’ny taona 2021 ny fandaharanasa «fampidiran-jiro mora», tohana avy amin’ny Banky iraisam-pirenena ho an’i Madagasikara. Tanjona ny ahazoan’ny rehetra herinaratra isan-tokantrano. Manatanteraka azy ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo, sy ny orinasa […]






