Other News

INDRAY MIJERY

Tanterahina ao Antsirabe hatry ny omaly ary aharitra 5 andro ny atrikasa fanatsarana ny paikady fizarana faobe sy maimaimpoana ny lay misy odimoka ho an’ny taona 2024. Anisan’ny fomba iray fiarovantena amin’ny kaikitry ny moka ny fatoriana anaty lay. Izany indrindra no hanavaozana hatrany ny fomba fizarana hisitrahan’ny rehetra izany. […]

Kick-boxing-Fihezama : nampiseho ny fahaizany i Maître Gildas

Tontosa ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina, ny fifaninanana kick-boxing, nokarakarain’ny Fihezama. Mpikatroka manana ny maha izy azy anisan’ny niverina niakatra ringa i Maître Gildas. Nifaninana teo amin’ny sokajy -71 kg Low Kick izy ary nifanandrina tamin’i Maître Jhonny. Raha hi­verenana ny mahakasika ny fifaninanana, ady niisa […]

LARA Antsirabe: notoloran’ny minisitera fitaovana

Anisan’ireo nahazo fitaovana fanatanjahantena sy toerana fikotranana ny «salle de musculation» an’ny Lycée André Resampa Antsirabe (LARA), avy amin’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahatena (MJS), ny tanànan’ Antsirabe, omaly. Tonga nanolotra izany tao amin’ny Lycée André Resampa Antsirabe ny minisitry ny MJS, Haja Andre Resampa. Tsy natao ho an’ny mpianatr’ity […]

Barea de Madagascar: hatao avo roa heny ny tambinkaraman’ireo mpilalao

Homena fankasitrahana tsara lavitra noho izay efa nisy hatramin’izay, ireo mpilalaon’ny Barea de Madagascar, raha mandresy amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana ho an’ny “Mondial 2026”. Fanambarana nataon’ny filohan’ny Federasiona malagasy, izany. Nihazo an’i Ghana, omaly alahady ny Barea de Madagascar hiatrika ny lalao voalohany eo amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana ho an’ny “Mondial 2026”, […]