Tra-tehaky ny fadintseranana malagasy ny mpivady, teratany vahiny, saika hanondrana devizy mitentina 17 750 Euros sy 242 000 dolara. Mbola nahavoasoroka fikasana hanondrana volamena milanja 5,8 kilao ihany koa izy ireo. Tany Nosy-Be sy teo Ivato no nitrangan’izany. Tratran’ny mpiasan’ny Fadintseranana malagasy, ny 18 febroary teo, ny teratany vahiny mpivady, […]
Other News
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 25 02 2026 )
Clip vaovao : Hamoaka ny « Lasa ianao » i Serge GPE
Manohy ny diany hatrany ny tarika Serge GPE. Fantatra fa hamoaka rindrantsary (clip) nampitondraina ny lohateny « Lasa ianao » ity tarika manana ny maha izy azy eo amin’ny tontolon’ny mozika mavesatra ity. Raha ny nambaran’i Serge GPE, « slow rock » ny gadona nanaovana azy io. Izany hoe, manana fototra « rock » fa somary […]
Miandry ny « Prix Découvertes RFI »… : Hisehatra etsy amin’ny IFM i Claudio Rabe
Na any ivelany aza no monina, tsy manadino ny fototra i Claudio Rabe. Maro ireo ezaka efa nataony. Hisy ny dingana holalovany. Iray amin’ireny ny fifaninanana « Prix Découverte RFI ». Tany amin’ny tontolon’ny dihy no tena nampisongadina azy voalohany… Fa mpanakanto marolafy raha i Claudio Rabe. Mpitendry amponga maroanaka sy karazan-javamaneno […]
SOMBIM-BAOVAO
Efa aty amin’ny faha-25 ny volana febroary isika izao, tsy mbola fantatra mazava ny andro hahatongavan’ny filohan’ny Federasionina iraisam-pirenen’ny baolina kitra (Fifa), i Gianni Infantino, eto Madagasikara. Raha ny filazan’ny Federasionina, tokony ho efa tany amin’ny faran’ny volana janoary izy no tonga teto, saingy hatramin’izao, mbola andrasana ny fivahinianany eto […]







