Other News

Mpilalao mendrika aty Afrika : hiady toerana i Salah, i Hakimi ary i Osimhen

Hotanterahina any Marrakech Maroc, ny alatsinainy 11 desambra ho avy izao, ny fanolorana mari-pankasitrahana ireo Afrikanina mpilalao baolina kitra “Caf Awards”. Raha ho an’ny sokajy lehilahy, miisa telo ireo hiady ny amboaran’ny mpilalao mendrika aty Afrika, taom-pilalaovana 2022-2023. Anisan’izany i Mohamed Salah, egypsianina sy i Achraf Hakimi, marokanina ary i […]

Lomano-Africa Juniors : Malagasy mpilomano 8 mifaninana atsy Maorisy

Nanomboka ny 6 desambra lasa teo ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy Junior, taranja lomano, tanterahina atsy amin’ny nosy Maorisy. Atleta 8 mianadahy no misolo tena an’i Madagasikara. Hiditra amin’ny andro fahatelo ny “Juniors Swim­ming&Open Championships 2023” any Côte d’Or, Maorisy. Fifanina­nana andiany faha-15, natokana ho an’ny atleta 14 […]

Cop28 : hamafisina ny fiaraha-miasan’ny Airtel sy ny tsy miankina

Mandray anjara amin’ny fivoriambe iraisam-pirenena manoloana ny fiovan’ny toetr’ andro, Cop 28, any Dubaï ny vondrona Airtel Africa plc. Nohamafisin’ny tale jeneraly (DG), Segun Ogunsanya, ny 6 desambra teo, fa zava-dehibe ny fisian’ny paikady manome lanja ny fampandrosoana ma­haritra sy ny mahakasika ny toetr’andro iarahana amin’ny sehatra tsy miankina aty […]

Fanarenana ny Madagascar Airlines : hampindram-bola 20 tapitrisa dolara ny Banky iraisam-pirenena

Hisitraka fanampiana mitentina 20 tapitrisa dolara avy amin’ny Banky iraisam-pirenena ny Madagascar Airlines ho fanarenana ny kaompania. Anatin’ny fanarenana tanteraka ny Madagascar Airlines ankehitriny. Noho izany “miato avokoa ny sidina ataony”, hoy ny minisitry ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro, Ramon­javelo Valery, nandritra ny fampirantiana ny tantaran’ny rafi-pitantanan’ny fiaramanidina […]