Other News

Kolontsaina sy famoronana : mitondra anjara biriky goavana, manabe olona ny sary hosodoko

Manabe sy mitaiza toe-po sy toe-panahy ho an’ny olon-drehetra ny haikanto toy ny sary hosodoko. “Miezaka ho modely eny anivon’ny fiarahamonina sy ny tokantrano ary ny firenena iray manontolo mihitsy izy ireny”, hoy i Zo Nasandratra, mpanao hosodoko. Nilaza izy fa tokony ho hita taratra amin’ny zavakanto ataony sy amin’ny […]

FANTINA sy FINTINA

Tsy misy Malagasy tia korontana intsony, araka ny fanehoan-kevitry ny mpanorina ny antoko ny Fireneko, Rabary Paul. Nohitsiny fa tsy tokony handeha eny amin’ny kianja 13 mey raha tsy mahazaka lakrimozenina. “Vitsy anisa ny olona miaraka aminareo kandidà 10… Tsy maintsy ho lany amin’ny fihodinana voalohany ny filoha Rajoelina”, hoy […]

Fehinkevitry ny vovonana mpanelanelana : “Tokony haato ny zotram-pifidianana sy ny hetsika an-dalambe”

Namoaka ny fehinkevitra taorian’ny fihaonana samihafa nataony ho an’ny eto an-toera­na sy ny avy amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny vovonan’ ny filohan’ny Antenimie­ram­pirenena (Pan), sy ny FFKM. “Tokony haato ny zotram-pifidianana ary hamerina hamaritra ny fampiharana ny zotram-pifidianana hifanaraka amin’ny lamina iraisam-pirenena araka ny toromariky ny Sadc sy ny Vondrona eoropeanina”, […]

Diso kajy

  Somary nangingina ny tanàna omaly. Nilamindamina ny teto an-drenivohitra amin’ny ankapobeny. Samy miandry izay hiafaran’ny toe-draharaha politika, enina andro mialohan’ny fotoam-pifidianana. Ny mpanao fampielezan-kevitra mandeha, ny mpamory vahoaka tsy miala an-daharana. Manoloana izany ny vahoaka madinika no mi­zaka ny tsy eran’ny aina. Aiza rey olona no misy kilaom-bary efa […]

Kandidà Andry Rajoelina: “Hampiakarina ny fari-piainan’ny tantsaha”

Nitohy tany Alaotra Mangoro ny fampielezan-kevitry ny kandidà Andry Rajoelina, omaly. Anisan’ny nihaona taminy ny vahoakan’i Tanambe sy Amparafaravola ary Ambatondrazaka. Nitodika amin’ireo tantsaha any an-toerana ny tenany. “Maro ireo mpitondra nifandimby fa ny nanao velirano ihany no nahavita… Vitantsika izao ny lalana RN44. Voa­lohany isika amin’ny fanamboarana fotodrafitrasa”, hoy […]