Nahery vaika ny fifandonana teo amin’ny mpitandro filaminana sy ny dahalo mpangalatra omby tao amin’ny distrikan’i Soavinandriana, afakomaly. Lavo ny dahalo mpikotrika halatra omby. Nitsoaka mpitandro filaminana nisambotra azy, atidoha mpikotrika halatra omby roa lahy maty voatifitra tao amin’ny kaominina Tamponala, afakomaly. Nosamborin’ny zandary izy roa lahy ireo. Nentina atao […]
Other News
TSELATRA
Hivoaka ny 17 novambra izao ny didim-pitsarana mahakasika ireo olona 10 mianadahy voasambotra nandritra ny hetsika fotsy, ny sabotsy 4 novambra teo. Nolavin’ny mpitsara ny fangatahana vonjimaika ho an’ireo dimy notanana eny am-ponja, omaly. Fivorivoriana tsy nahazoana alalana sy fanaovana herisetra no niampangana azy ireo. Nihohoka tao anaty tatatra ka […]
Isotry- Mpiantsena maraina : voatsatoka antsy teo amin’ny tendany
Sady voaendaka no voatsatoka antsy ny renim-pianakaviana iray, omaly, teny Ambalavao Isotry. Notrobarana ny tenda sy ny takibany raha hamonjy fodiana avy naka entana maraina. Nendahin’ny jiolahy roa nitondra antsy lavalela ny renim-pianakaviana iray 36 taona teny Ambalavo Isotry, omaly vao maraina. Notsatohan’ireo olon-dratsy antsy izy, raha nikasa haka fiara […]






