Other News

« Sar’Nao » – Iray volan’ny saripika : hifantoka amin’ny saripika amin’ny ravinkazo

Afaka misitraka sy mahafantatra ny karazana saripika sy ny fanontana ireo sary fahiny ny mpitsidika mandritra ny iray volana. Hotontosaina ny 8 ka hatramin’ny 30 novambra 2023 izao ny «Fes­tival Sar’Nao», na iray volan’ny saripika. Hetsika karaka­rain’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT) izy ity, ary ao ihany koa no hanaovana ny […]

Fitohanan’ny fifamoivoizana: mitombo ny fandaniana sy ny fotoana lany

Olana iray lehibe eto an-drenivohitra ny fitohanan’ny fifamoivoizana, saika isan’andro. Fotoana maro no very amin’izany ary misy fiantraikany goavana eo amin’ny asa fihariana. Mitady vahaolana tsy tapaka ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) eo amin’ny fifamoivoizana. Mitohana maharitra ny fifamoivoizana eto An­tananarivo noho ny fi­tomboan’ny mponina sy ny fiara. Ao koa ireo tonga miakatra eto an-drenivohitra […]

FANTINA sy FINTINA

Notanterahina, omaly, ny fifamindram-pahefana teo amin’ny filohan’nyAntenimierandoholona, ny Jly Ravalomanana Richard, voatendry filoham-panjakana sy ny filohan’ny Antenimierandoholona mpisolo toerana, Rabemananjara Nicolas. Hisahana ny fitantanan-draharaha ankapobeny ity mpisolo toerana etsy Anosikely ity. Hihetsika hamaky ny kianjan’ny 13 mey koa ny avy amin’ny RMDM manerana ny Nosy, araka ny nambaran’izy ireo, tetsy […]

Kandidà Andry Rajoelina : “Tsy nisy mpitondra nahavita ny nataontsika”

Nitohy tany amin’ny distrikan’i Mahanoro, Bealanana, Maroantsetra indray ny fampielezan-kevitry ny kandidà Rajoelina Andry, omaly. Notanisainy tamin’izany ny ezaka vita tao anatin’ny efa-taona mahery. Nametraka fanamby sy velirano amin’ny nanamboarana ny lalana ny tenany ka nahavitana izany, toy ny any Ambilobe – Vohemar sy ny lalana RN-44 any Ambatondrazaka. Ny […]

Fen’antitra…

  Tena mahavery tanteraka any anatin’ny famakafakana ilay fivoaran’ny raharaham-pirenena, eto Madagasi­kara. Tampoka teo, nivoaka ny maha vazaha ny kandidà sasany no voasambotra izy. Tsy misy mahalala izay tsiambaratelon’ny famotorana azy any fa mahavarina ny zava-niseho. Iretsy kandidà namana izay mbola milaza ihany koa fa manohy ny tolona ary mitaky […]