Mampalaza sy mampiavaka ny volana novambra ny taom-piotazana letisia any amin’ny faritra atsinanan’i Madagasikara. Efa nanara-maso akaiky an’ireo vokatra ireo ihany koa ny Centre technique horticole de Toamasina (CTHT), izay nanamarika fa hanomboka afaka telo herinandro ny taom-piotazam-bokatra any an-toerana. Tsy mifanalavitra tamin’ny taon-dasa ny taom-piotazana amin’ity taona ity mba […]
Other News
Toekarena aty Afrika: mpiara-miombon’antoka voalohany i Sina
Firenen-dehibe manana ny toerany aty Afrika i Sina. Anisan’ny tena mampisongadina azy ny fananganana fotodrafitrasa goavana, amin’ny fanorenana sy ny asa vaventy (BTP). Araka ny tatitra nataon’ny Tahirimbola iraisam-pirenena (FMI), ny 10 oktobra 2023 teo, miroborobo ny fifandraisana ara-toekarena eo amin’ireo firenena aty amin’ny tapany atsimon’i Sahara sy i Sina, […]
TARATRY ny KANTO
Tsy raikitra ny “Top Gasy”. Fampisehoana goavana nokasaina hotontosaina anio, ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina izy ity. Noho ny toe-draharaham-pirenena no voalazan’ny mpikarakara fa nanafoanana izany. Tombanana kosa ho nanampy trotraka ny tsy fahafahan’ireo mpanakanto, izay manao fampielezan-kevitra ny ankamaroany. Saika ireo mpanakanto malaza amin’izao fotoana mantsy no nalahatry ny […]
OrMada : hikatona ny Rova rahampitso
Tsy nahazo alalana ny zaikabe kasaina hatao ao Manjakamiadana Ny Ofisy misahana ny Rovan’i Madagasikara na ny OrMada ihany no misahana ny fitantanana ny toerana. “Ny OrMada dia tsy naharay fangatahana hanao zaikabe ety amin’ny Lapan’i Manjakamiadana, ny alahady 5 novambra ho avy izao, ary tsy nanome no tsy afaka […]
Hira, fanentanana… : mpanakanto feno i Sylange kilalaky
Raharimalala Laurence Sylvie, no tena anaran’ny tovovavy. «Sylange kilalaky», kosa eo amin’ny tontolon’ny zavakanto. Izy no vehivavy anisany nisantatra ny fiangaliana ny fihirana sy ny fandihizana ny kilalaky, mampiavaka ny Faritr’i Menabe, izay niaviany. Manana fanomezam-pahasoavana amin’ny famoronana hira sy ny fanentanana anatina fampisehoana an-tsehatra ihany koa izy. Ankoatra ny […]






