Other News

Taekwondo WT : Seksiona iray sisa tsy nahavita fifidianana

Seksiona efatra tamin’ireo dimy no efa nahavita ny fifidianana izay ho filohany, araka ny fotoana napetraky ny Fe­de­rasiona malagasin’ny taekwondo WT. Efa tontosa ny volana novambra lasa teo avokoa izany. Lany hitantana ny seksiona an’ Anta­na­narivo Renivohitra, Robivelo­manan­tsoa Mbola­tiana Vola­haingo. Hitondra an’Ambohi­dratrimo kosa Ranjavololona Julie Clau­dette. Filohan’ny seksiona Avaradrano, Rabemanan­jara Eric ary […]

SOMBIM-BAOVAO

Ny alahady lasa teo, naneho ny heviny mahakasika ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar, Rakotomalala Njiva, Malagasy lohalaharana Barea. Nanazava ny fahitany ny mpilalao sy ny lalao roa natrehan’izy ireo, nandritra ny andro voalohany sy faharoa, ny ady tapakilan’ny “Mondial 2026”, ny tenany tamin’izany. Tonga nanotrona ny fifaninanana « Grand Tournoi d’Antananarivo […]

Volley-Analamanga : nahazo mpitsara 25 vaovao

Volana vitsy nijoroany, miezaka mampandroso hatrany ny taranja volley-ball, ny eo anivon’ny ligin’Analamanga. Tao­rian’ny fifaninanana « service, réception, attaque », niroso tamin’ny fanofanana mpitsara indray ny LRVB, nanomboka ny faramparan’ny volana novambra teo. Vita ny fanadinana ho an’ireto mpiofana ho mpitsara ireto, ny 25 tamin’izy ireo no afa-panadinana ka voatendry ho mpitsara […]

« Baolina kitra mahatafita » : Malagasy dimy hilalao any ivelany

Taorian’ny andrana farany izay natao ny alahady lasa teo teny Mahamasina, Malagasy mpilalao dimy nanaovan’ireo teknisianina vahiny fanadihadiana manokana “entretien individuelle”. Raha ny fanazavana voaray tamin-dRamisamanana Lova, lehiben’ny LNR Sport Management, omaly, hahazo fanasana avy amin’ireo klioba vahiny izy dimy mirahalahy ireo rehefa manomboka ny “mercato d’hiver”. Tsiahivina fa efa […]