Other News

Fampiroboroboana ny fizahantany : hiara-hiasa i Rwanda sy i Madagasikara

Vita sonia, ny talata teo, ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Rwanda Tourism Chamber (RCOT) sy ny confédération du tourisme de Madagascar (CTM) ho an’ny fampiroboroboana ny fizahantany amin’ny firenena roa tonta. Vokatra azo tamin’ny alalan’ny hetsika ara-toekarena “Business forum Rwanda-Madagascar” nokarakarain’ny Economic Development Board of Madagascar (EDBM) sy ny Rwanda Development Board (RDB) izay tohanan’ny tetikasa PIC Madagascar, ny volana […]

VAOVAO TAMBATRA

Nampiofanina amin’ny fiompiana trondro ny tantsaha any amin’ny kaominina Ambodiriana Saha­fary, distrika Nosy Varika, faritra Vatovavy. Karazan-trondro tilapia no nampianarina azy ireo, mba ahafahan’ny mponina mivelo-tena sady mahavelona. Nisahana ny fiofanana ny fitantanam-paritry ny jono sy ny toekarena manga (DRPEB) Vatovavy. Ahina ho lany tamingana ny 90% amin’ny varika eto […]