Le vélo est le moyen de transport par excellence pour les adeptes de la préservation de l’environnement. Il ne pollue pas, ne prend pas beaucoup de place et rend service à l’humanité en contribuant à la santé humaine. Chez Mbike Logistic, c’est surtout ces bienfaits du vélo qui sont mis […]
Other News
Plateforme WIPwork : une opportunité pour l’employabilité
Une grande opportunité pour l’employabilité. La plateforme WIPwork qui existe en application et en site web (www.wipwork. com) met en relation instantanément les entreprises et les demandeurs d’emplois. L’application WIPwork a pour ambition de faire se rencontrer l’offre et la demande en termes d’emplois. Elle regroupe toutes les classes d’emplois, […]
TARATRY ny KANTO
“Legends live”. Eny amin’ny Espace Dera. Fotoan-dehibe ho an’ny mpankafy ny mozika rock indray ny anio alina. Hifampizara sehatra indray ny tarika Iraimbilanja sy ny tarika Tselatra, izay samy zokinjokiny amin’ity mozika ity. Ela niandrasana ny fotoana ireo mpankafy, indrindra fa natao amina efitrano mba hampifanakaiky ny rehetra izany. Hifandimby […]
CRAAM 10 Taona: hanomboka anio ny hetsika fankalazana
Hisokatra anio, eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo, ny fankalazana ny faha-10 taona nijoroan’ny Centre de Ressources des Arts Actuels de Madagascar (CRAAM), eny Ankatso. Mozika, dihy, Poezia, fampirantiana haikanto, atrikasa, valandresaka ary fifampizarana no hoentina manamarika izany faha-10 taonan’ity ivontoerana ity izany. Misy ny fanajariana ny toerana eo ivelan’ny CRAAM , ho tsangambaton’izao fankalazana izao. Hankalaza ny faha-10 taona nisiany ny CRAAM eny Ankatso, […]
« Comédie musicale »: manohy ny diany ny Sahhaf Kaompania
“Tsy ny fahasoratan’ny lalana no hilavona lefona, fa mainka aza tokony hanosika hiezaka mafy izany hanatrarana ny tanjona iombonana”, hoy ny Sahhaf Kaompania. Hanohy ny diany ry zareo… Sahhaf Kaompania tarihin’i Sah, niforona tamin’ny taona 2017. Miompana amin’ny filalaovana “comédie musicale” ny kaompania. Folo mahery eo ny isan’ny tantara efa […]






