Handray hetsika famoaham-boky mirakitra sombin-tantara, « Sela maradona », anio tolakandro, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany, ny Efitrano Dox, etsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana nomanin’ny Mpizaka Stelarim amin’izany ny fiantsana tononkalo, hira sy dihy… Holalaovin’izy ireo eny an-tsehatra ihany koa ny ampahany amin’ireo sombin-tantara voarakitra ao anatin’ny boky […]
Other News
Sarimihetsika: namiratra indray i Luck Razanajaona
Nivoaka tamin’ny fiandohan’ity volana novambra ity ny vaovao tsara ho an’i Luck Razanajaona, mpanatontosa sarimihetsika. Nitombo indray ny vatsy azony, avy amin’ny tetikasa « Fonds pour la jeune création francophone », tamin’ny alalan’ny horonantsary « Mia » notontosainy. Vatsy mitentina 11 000 euros no azony vokatr’izany. Raha tsiahivina, horonantsary nataona tanora mpanatontosa afrikanina, miisa 13 […]
Harem-bakoka ravan’ny afo…: tranainy indrindra ao Antsahadinta ny tranon-dRabodozafimanjaka
Nisy fahamaizana teny amin’ny Rovan’Antsahadinta, ny alin’ny alarobia teo. Tsy nisy noraisina ny tranon-dRabodozafimanjaka sy ireo fanaka mbola voatahiry tao. Avotra kosa ny mozea sy ireo singa hafa mandrafitra ny Rova. “Ny 1 novambra tokony ho tamin’ny 8 ora sy sasany alina, may ny tranon-dRabodozafimanjaka, vadin’ny mpanjaka Andrianampoinimerina ao anaty […]
SOMBIM-BAOVAO
“World Jiu-jitsu Championship”. Hanainga anio i Fifaliana, ilay Malagasy mpikatroka nanao antso avo noho ny tsy fahampian’ny hoenti-manana. Misaotra ireo nanolo-tanana rehetra ny federasiona malagasin’ny Jiu-jitsu. Ny alakamisy 9 novambra izy no hiakatra an-tsehatra any Abu Dhabi. Anisan’ny lalao tena nahafinaritra omaly, teny Ankadikely Ilafy, ny fihaonana teo amin’i Harioly […]
Tsipy kanetibe : tsy manao Mondial i Madagasikara
Ny alarobia lasa teo, nandefa taratasy tany amin’ny minisiteran’ny Fanatanjahantena sy ny tanora (MJS), ny Federasiona iraisam-pirenen’ny taranja tsipy kanetibe (FIPJP). Voambara tao anatin’ity taratasy ity fa tsy afaka miatrika ny “Mondial”, izay hatao any Bangkok, ny 22-27 novambra ho avy izao, ireo sokajy lehilahy “Junior” sy vehivavy “senior” malagasy. […]






