Nanamarika ny faha-25 taona nandraisany anjara tao anatin’ny foara ho an’ny trano fonenana ny vondrona Filatex. Naharitra efatr’andro ny fankalazana ny hetsika (19 – 22 oktobra 2023) ho fanamarihana ny tsenabe ho an’ny trano fonenana, andiany faha-11. Tao anatin’izay efatr’andro izay, marobe ireo mpitsidika ka nahafahan’ireo tomponandraikitra nanome fanazavana momba […]
Other News
FIMA sy MVBA : mitombo hatrany ny mpanohana ny kandidà laharana fahatelo
Manao tohivakana ireo fikambanana mirotsaka manohana ny kandidà laharana fahatelo. Araka ny nambaran’izy ireo, maro ireo vokatsoa azony nandritra ny fitondran’ity kandidà ity ary irarina ny mbola hitohizan’izany. Amin’izao vanim-potoan’ny fifidianana izao. Maro ireo fikambanana no resy lahatra ka mirotsaka manohana ny kandidà laharana fahatelo. Ankoatra ireo efa mivondrona manohana […]
TARATRY ny KANTO
Ady hiragasy etsy Ampefiloha. Mitohy hatrany ny fihaonan’ny mpiangaly sy mpankafy hiragasy, etsy amin’ny Kianja Ampefiloha. Hifandona ny alahady izao ny tropy Ramanamahefa avy any Antaninandro sy Rakotomandimby Jean Pierre avy any Morarano Gara. Maimaimpoana hatrany izany, saingy entanina kosa ireo mpankafy fa misy ny rakitra hotatazana ho an’ireo mpanakanto. […]
«Festival des livres Thrillers» : hiaka-tsehatra ny haikanton’i Avelo Nidor
Tanterahina anio, eny amin’ ny Alliance française d’An-tananarivo (Aft Andavamamba), ny teatra hanehoana an-tsehatra ny “Tononkira fananganana amin’ny maty”, nosoratan’i Avelo Nidor. Tafiditra ao anatin’ny «Festival des livres Thrillers» andiany faharoa izy ity. Voafidy manokana amin’ izao hetsika lehibe izao ity asa soratr’i Avelo Nidor ity, noho ny maha piesy […]
Henri Ratsimbazafy : hiaka-tsehatra farany any Frantsa
Tsy mbola hitsahatra amin’ ny fiakarana an-tsehatra i Henri Ratsimbazafy. Eny, na dia efa an-taonany maro aza izy no nanambara izany, mbola mahavita ka manome fahafaham-po hatrany ireo mpankafy ity andrarezin’ny mozika ity. «Mamy indray ny miaina», hoy izy anatin’ny hirany, ary izay ihany koa no nentin’i Henri Ratsimbazafy nanamarihany […]






