Other News

TSELATRA

Ankizilahy 15 taona sy mpivady niara-maty nilatsaham-potaka tao amin’ny distrikan’Anjozorobe, afakomaly tolakandro. Niandry omby io ankizilahy io no nilatsaka tampoka ny varatra tao Avarabohitra. Na­moy ny ainy niaraka taminy ny omby iray. Lasibatr’io loza io koa izy mivady izay nijanona tao an-tranony tao Ankazonaorina. Raim-pianakaviana iray manana olana amin’ ny […]

Adin’ny mpivady: lehilahy notondrahana rano mangotraka

Zava-doza! May ny filahian-drangahy sy ny tratrany ary ny tarehiny. Notondraham-badiny rano mangotraka izy tamin’ny alahady, teny Andrianalefy, fokontany Androhibe, boriborintany fahadimy. Nivadika ho herisetra ny adin’ny mpivady, monina eny Andrianalefy, fokontany Androhibe, ao anatin’ny boriborintany fahadimy, tamin’ny alahady tolakandro teo. Notondrahan’ilay renim-pianakaviana rano mangotraka ny vadiny, nandritra ny fifamaliana. […]