Hotontosaina ny 21 sy 22 oktobra ho avy izao ny fifaninanana Jiu-Jitsu Brésilien, karakarain’ny klioban’ny Attila, nampitondrainy ny anarana “Grappling Tournament”. Eny amin’ny Dojo an’ny Esca Antanimena no hanaovana ity fifaninanana ity. Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny klioba mpikarakaraka, manodidina ny 175 eo ny isan’ny mpikatroka handray anjara, izay avy […]
Other News
World Rugby: «Commissaire au match international” i Donatienne
Mitondra avo ny lazan’ny rugby malagasy any amin’ny sehatra iraisam-pirenena, Rasoampamonjy Donatienne (Dô). Lasa «commissaire au match international» ny tenany. Nanome ny taratasy fanamarinana iraisam-pirenena ho azy ny World rugby. Mitombo isa hatrany ireo Malagasy teknisianina eo anivon’ny World Rugby. Anisan’ireo manatevin-daharana, Rasoampamonjy Donatienne (Dô), lasa “commissaire au match international”. Niofana […]
INDRAY MIJERY
Nisy fampiofanana momba ny fampivoarana ny maha olona sy ny fandraharahana, ho an’ny vehivavy, tao amin’ny faritra Atsimo Andrefana. 504 ireo mpiofana avy amin’ny fikambanana Zara Hasina. Fanofanana faobe iandraiketan’ny minisiteran’ny Fampianarana Teknika sy ny Unesco izany ary hisitraka avokoa ny faritra maro. Mbola nitohy ny hetsiky ny mpampianatra mpikaroka […]
Famokarana: miankina betsaka amin’ny rano
Nankalazaina omaly, tao Antsirabe, ny Andro maneran-tany ho an’ny sakafo. Lohahevitra tamin’ity taona ity ny “Aina ny rano, mamelona ny rano”. Tsy afa-misaraka amin’ny olombelona sy ny famokarana ary ny sakafo ny rano. Singa fototry ny fahavelomana izy ka tsy maintsy mifampiankina amin’ireo rehetra ireo. Fantatra fa ny 3% amin’ny […]
Kakao: voatazontsika ny kalitao tsara indrindra
Tsara laza maneran-tany ny kakao malagasy. Voahosotra ho kakao tsara kalitao indrindra ny kakao malagasy na ny “cacao fin 100%”, araka ny lisitra navoakan’ny vondrona iraisam-pirenena momba ny kakao (ICCO), ny herinandro teo. Mitana ny famokarana tsara indrindra maneran-tany i Madagasikara. Fandresena lehibe ho antsika ny fahazoana ny titra ka […]






