Nanambara mialoha ny herinandro teo ny perefet an’Antananarivo, ny Jly Ravelonarivo Angelo ny amin’ny tokony hitonian’ny rehetra. Niantsoany fahamailoana koa izany. “Aoka isika ho tony sy ho mailo tsara amin’ ireo mpanakorontana”, hoy ny prefet, Antananarivo, ny jeneraly Ravelonarivo Angelo, teny Tsimbazaza, ny faran’ny herinandro teo, manoloana ny fiatrehana ny […]
Other News
INDRAY MIJERY
Mbola manan-kery hatramin’ny anio ny filazana hamafin’ny rivotra eny an-dranomasina. Voakasik’izany ny morontsiraky ny faritra Melaky, Menabe, Atsimo Andrefana, Androy, Anosy, Atsimo Atsinanana, Fitovinany ary Vatovavy. Hitohy hatramin’ny rahampitso kosa ny filazana hamafin’ny alondrano ka mila mailo ny mpiandriaka. Mbola mitohy ny hetsiky ny mpampianatra mpikaroka eny amin’ny oniversiten’Antananarivo. Nisy […]
INIM 2023: hanome sehatra ny fihaonan’ny samy mpandraharaha
Tsy zoviana amin’ny maro ny lazan’i Madagasikara amin’ireo vokatra fanondrana, toy ny lavanila, jirofo, kanelina, kafe, letisia, kakao 100% fin, Ylang-Ylang, manga sns. Miavaka amin’izany vokatra ananany izany ny firenena malagasy. Indrindra amin’ireo karazan-javamaniry 15 000 isa tsy fahita maneran-tany sy ireo maro hafa. Hanome sehatra ny fihaonan’ireo samy mpandraharaha […]
Fampiroboroboana ny famokarana: tokony hisitraka fampindramam-bola ny tantsaha
Tsy afa-miala ao anatin’ny tontolon’ny famokarana ny resaka famatsiam-bola, ahafahana mampivelatra ny fihariana. Manao ady sisika amin’ireo mpisehatra ara-bola ny tomponandraikitra ao amin’ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra ary ny fanjifana ao amin’ny faritra Menabe, hanomezana tolotra manokana ho an’ny kaoperativa. Mbola marefa ny kaoperativa ka tokony hisitraka […]
Fampandrosoana lovainjafy: hojerena ireo vahaolana isan-karazany
Manomboka anio ka hatramin’ny sabotsy izao ny « Herinandron’ny fampandrosoana lovainjafy », andiany voalohany, hatao etsy amin’ny Radisson Blu Ambodivona. Ny 15% amin’ny paikady nofaritana ho an’ny tanjon’ny fampandrosoana lovainjafy (ODD) ihany no mandeha araka ny tokony ho izy, araka ny tatitry ny Banky iraisam-pirenena. Mbola ireo ihany koa no mety ho […]






