An’arivony ireo olona nisitraka ny tolotra ara-pahasalamana maimaimpoana teny anivon’ny hopitalim-panjakana manerana ny Nosy, nandritra ny telo andro nisesy. Nisy ny fandidiana tsotra toy ny hernie sy ny sima, fizahana ny goatra, taovam-pisefoana, vavony sy tsinay… teo koa ny fanarenana ara-batana amin’ny alalan’ny otra. Hanatanteraka fihaonambe ny sendikàn’ny mpampianatra mpikaroka […]
Other News
11 nalaina an-keriny: jiolahy telo rotiky ny balan’ny zandary
Maty tsy tra-drano ny dahalo mpaka an-keriny telo lahy. Tanàna telo samihafa anatin’ny distrikan’Anjozorobe, no nisehoan’izany. Hetsika nataon’ny zandarimaria ny zoma sy sabotsy lasa teo. Efa ikoizana amin’io asa ratsy io izy ireo ka nahatonga ny hazalambo. Tompon’antoka tamin’ny fanatontosana trangana fakana an-keriny tao amin’ ny kaominina Amparatanjona sy tao […]
Ben’ny Tanàna, Andriantsitohaina Naina : “Aoka tsy hatao sorona Antananarivo…”
Niantso ny mponin’Antananarivo ny ben’ny Tanàna, Andriantsitohaina Naina, omaly, tamin’ny alalan’ny fanambarana, mba ho sarotiny sy ho saro-piaro amin’ny renivohitr’i Madagasikara. Nolazainy fa misy mikasa hanao an’Antananarivo ho kianjan’ny korontana sy ny tetika ara-politika indray. “Miantso antsika, fa indrindra ny vahoaka, mba tsy hanaiky izay rehetra mety ho fitarihana amin’ny […]
Tovolahy voatifitra : vovo-bolamena voaroba, 9 tapitrisa Ariary very
Naratra mafy, voatifitra teo amin’ny loha sy ny fitombenany ny lehilahy mpanao afera. Lasan’ny jiolahy ny vola 9 000 000 Ar sy ny vovo-bolamena 61 gr. Nandrasan’ny jiolahy kendry tohina, voaroba ny vola mitetina 9 500 000 Ar niaraka tamin’ny vovo-bolamena 61 grama. Lasibatra ny mpisera roa lahy tao Ambatonakanga, fokontany Fiherenantsoa, kaominina Sahatsiho/Ambohimanjaka, ny alin’ny […]
Le maire de la capitale lance un appel au calme
Sur sa page Facebook hier, le maire de la capitale, Naina Andriantsitohaina, a lancé un message aux Tananariviens, devant les manigances du collectif des candidats à la présidentielle qui prévoit ce jour de rassembler leurs partisans sur la place du 13 mai. Etant donné qu’il s’agit d’une manifestation purement politique […]






