Other News

« Du Jardin à la Table »: tombony ho an’ny mpisehatra eo amin’ny haify

Omena lanja mandritra ny telo andro eny amin’ny AFT Andavamamba ny tontolon’ny haify sy ny zaridaina ary ny fambolena. Ankoatra ny fampirantiana dia ho hita eny koa ny atrikasa sy ny fampiofanana Nanomboka omaly, ary tsy hifarana raha tsy ny 30 septambra 2023, eny amin’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT) Anda­vamamba, […]

Nivoaka ny boky “Ny diako”: Nomena mari-boninahitra i Fela Razafindranto

Lanonana roa sosona no notontosaina tetsy amin’ny Tra­nombokom-pirenena An­o­sy, omaly. Notolorana ny mari-boninahi-pirenena, “Chevalier de l’ordre national” Raza­fin­drato Fela, fantatry ny maro amin’ny maha filoha mpitarika ny fikambanana Sembana Mijoro sy ny maha filoha nasionalin’ny fikambanam-behivavy manana fahasembanana eto Madagasikara azy. Niara-dalana tamin’izay ihany koa ny fampahafantarana ny boky mirakitra […]

VAOVAO TAMBATRA

Mbola ambany ny famokarana katsaka eto Mada­gasikara. Milanja 260 000 t monja ny vokatra eto amintsika ka mahatonga antsika manafatra izany. Mahavokatra 6 tapitrisa t isan-taona i Tanzanie raha mahatratra hatramin’ny 15 tapitrisa t isan-taona kosa ny vokatra azo ao Afrika atsimo. Mitentina 31 tapitrisa dolara ny vola hananganana ny lalana […]