Other News

Fandaharanasa Sunref : Entanina ny orinasa hifantoka amin’ny tontolo iainana

Fandaharanasa manome sy mampirisika ny orinasa tsy miankina hamorona tetikasa mifantoka amin’ny tontolo iainana ny Sunref. Misy ny tantsoroka hatao azy ireny amin’ny lafiny findramam-bola hanamorana ny fanatanterahana ny tetikasany. Natao teto Antananarivo ny 21 septambra teo ny atrikasa ao anatin’ny fandaharanasa Sunref. Ma­molavola azy ny Antokon-draharaha frantsay ho an’ny […]

Jly Rakotoarijaona Josoa : « Aoka samy haneho fitiavan-tanindrazana»

Andro iraisam-pirenena ho an’ny fandriampahalemana , omaly. Nitondra hafatra mafonja ny minisitry ny Fiarovam-pirenena (MDN), ny Jly Rakotoarijaona Josoa. « Izany no andrandraina isan’andro eto Madagasikara ka anaovana antso avo ho an’ny fitoniana amin’ny lafiny rehetra. Manana adidy sy andraikitra voalohany amin’izany ny Foloalindahy, ka tsy sasatra mamerina hoe : aoka samy hitandro […]

INDRAY MIJERY

Nafampana ny andro amin’ny ilany andrefan’ny Nosy, omaly, fa hidina tsikelikely ny maripana ambony indrindra any amin’ny ilany atsinanana ary saika hiitatra manerana ny Nosy anio sy rahampitso. Mila malina hatrany ny eny an-dranomasina na tsy misy aza ny filazana fampitandremana mahakasika ny haavon’ny alondrano. Vita, nandritra ny telo andro, […]

TARATRY ny KANTO

“Slam nationale 14”. Tanterahina eny amin’ny Aft Andavamamba, anio tolakandro, ny lanonana fanokafana ny «Slam nationale 14». Raha tsiahivina, efa tontosa omaly ny “Slam partout”, diabe niainga teo amin’ny IFM Analakely hatreny amin’ny Oniversite Ankatso, nitohy tamin’ny “Slam à l’U” natao tao amin’ny ADMC CRAAM Ankatso. Ivokolo Analakely. Hanafana ny […]