Other News

Canal + Madagasikara : tolotra vaovao ho an’ny mpanjifa

Manome tolotra vaovao ny orinasa misehatra amin’ny fandaharana televiziona Canal+ Madagasikara amin’izao fotoana favitan’ny fialantsasatra izao. Nilaza ny tale jeneraly, Rtoa Razafindrakoto Onjatiana, fa hisy ny tolotra maromaro, manomboka anio 11 septambra, karazana televiziona sy sokajim-pandaharana sahaza ny tsirairay, ho an’ny fianakaviana, ny ankizy, ny tanora, sns. Eo koa ny […]

Harena an-kibon’ny tany : hampandroso ny any Atsimo Andrefana ny tetikasa “Taratra”

Tanjon’ny tetikasa “Taratra”, tanterahin’ny Eglizy Katolika ny hisitrahan’ny Malagasy ny tombontsoa amin’ny harena voajanahary. Maro ny efa nataony tany amin’ny faritra Atsimo Andrefana amin’ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany. Novolavolaina ny taona 2009 ny tetikasa “Tara­tra”, tanterahin’ny Eglizy Katolika. Manana otrikarena ambanin’ny tany goavana ny faritra Atsimo An­drefana toy ny […]

INDRAY MIJERY

Hikorontana ny fifamoivoizana an-dranomasina any amin’ny morontsiraka afovoany andrefana, atsimo andrefana, atsimo, atsimo atsinanana ary afovoany atsinanan’ny Nosy noho ny alondrano avy any atsimo na atsimo andrefana. Hahery be ny ranomasina ka nahazo filazana fampitandremana ny faritra Melaky, Menabe, Atsimo Andrefana, Androy, Anosy, Atsimo Atsinanana, Fitovinany sy Vatovavy, manomboka ny […]

Rugby – Lalao fihantsiana: resin’i La Réunion ny Makis de Madagascar

Ho fanamarihana ny fanombohan’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany, taranja rugby, tanterahina any Frantsa, nisy ny lalao fihantsiana nokarakarain’ny Comité rugby réunion. Fihaonana, na­tao tao amin’ny Stade Julius Bénard, tao St Paul La Ré­union, ny zoma lasa teo. Nifandona ny XV Makis sy ny ekipa voafantin’i La Réunion. Afa-bela ry […]