Other News

Kitra – «Ballon d’Or 2023»: tsy tafiditra ao anaty lisitra i Neymar sy i CR7

Namoaka ny anaran’ireo mpilalao baolina kitra, hanaovana ny safidy izay handrombaka ny “ballon d’or 2023”, tao amin’ny tambajotran-tseraserany ny alakamisy lasa teo, ny France foot-ball, mpikarakara izany. 30 ireo mpilalao voafidy ka sambany tao anatin’ny 20 nisian’ity fifaninanana ity, no tsy tafiditra tao anaty lisitra ilay portioge, i Cristiano Ronaldo […]

“Mini Basket”: miisa 63 ireo mpanazatra hofanina

Notanterahina, nanomboka omaly sy anio, teny Mahamasina, ny fampiofanana ireo mpanazatra ny ankizy latsaky ny 12 taona na U-12, tafiditra anatin’ny « Forum National Mini Basket ». Miisa 63 mianadahy izy ireo no misitraka izany fiofanana izany. Raha ny fanazavana nataon’ny tomponandraikitra, Soloharinivo Onja, lehiben’ny kaomisionina « Mini basket » eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny […]

Vaovao tambatra

Manomana ny volavolan-dalàna momba ny tetibolam-panjakana 2024 ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola. Nihaona tamin’ny solontenan’ny mpandraharaha sy ny fiarahamonim-pirenena ny minisitera, ny alakamisy teo, handrafetana ny fangatahan’izy ireo hahafahana mandrafitra farany izany volavolan-dalàna amin’ny taona ho avy. Mbola hihaona ny 21 septambra izao indray ny roa tonta. Nisitraka fampiofanana […]

« Foire internationale de l’agriculture »: hanome sehatra ny tanora amin’ny fanodinam-bokatra 

Hampifandray ny tanora sy ny orinasa mpanodim-bokatra ary ireo mpiantsehatra ao anatin’ny tontolon’ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono ny « Foire internationale de l’agriculture ». Miandrandra fifanaraham-piaraha-miasa ireo mpandray anjara rehetra. Hetsika anisan’ny andrasan’ny maro ny « Foire internationale de l’agriculture » (FIA), noho izy manokatra varavarana samihafa fa indrindra ny fampananan’asa […]