Other News
Sombim-baovao
Nivoaka ny lisitr’ireo mpilalao 30 voalohany hofidina amin’ny “Ballon d’or 2023”, tsy ao anatin’izany ilay portiogey, Cristiano Ronaldo, sy ilay kalaza brezilianina, Neymar Junior. Ankoatra izay, ao anatin’ity lisitra ity ihany, i Kylian Mbappe, mpilalao frantsay sy i Lionnel Messi, mpilalao arzantinina. Jude Bellingham, Anglisy mpilalao baolina kitra. Manana herijika […]
Can 2023-Handball: lavon’ i Tunisie i Madagasikara
Ratsy fanombohana ny Akio de Madagascar, vehivavy juniors, tamin’ity Can 2023, taranja handball atao any Monastir Tunisie, ny 7-14 septambra, ity. Nomontsanin’i Tunisie mpampiantrano tamin’ny isa mavesatra 44 no ho 11 i Madagasikara, omaly. Raha hiverenana ny fihaonan’ny roa tonta, nanjakan’ny tonizianina tanteraka ny lalao. Teo amin’ny fidirana voalohany, nanomboka […]
Fifanintsanana Can 2024: nisaraka ady sahala i Madagasikara sy i Angola
Nahazo isa iray ny Barea de Madagascar, omaly, nandritra ny andro farany ao amin’ny vondrona “E”, ho an’ny fifanintsanana hiatrehana ny Can 2024. Notanterahina, omaly, tao amin’ny Stade National de Lubango, ny lalao nifanandrinan’ny Palancas Negras Angola sy ny Barea de Madagascar. Nisaraka ady sahala 0 no ho 0, i […]
Rugby Mondial 2023: hifanandrina i Frantsa sy i Nouvelle Zélande
Hanomboka anio hatramin’ny 28 oktobra ho avy izao, any Frantsa, ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany, taranja rugby, lehilahy. Hanokatra ny lalao amin’izany ny fihaonan’ny XV France, mpampiantrano sy ny All Blacks, Nouvelle Zélande. Fihaonana hotanterahina ao amin’ny Stade de France. Marihina fa mbola manala vela amin’ ny XV France […]






