Other News

Ireo mampateza ny sanganasany: namoaka ny tsiambaratelony i Henri Ratsimbazafy

Andrarezin’ny hira malagasy. Henri Ratsimbazafy, mpamoron-kira, mpihira, mpitendry zavamaneno… Hita ao aminy avokoa ny tontolo ananan’ny hira. Am-polo taona maro, mbola indreo fa re eo am-bavan’ny olona hatrany ny sanganasany… Gazety Taratra (*): Tany amin’ny taona firy i Henri Ratsimbazafy no niditra teo amin’ny tontolon’ny hira ? Henri Ratsimbazafy (-): Fahiny, […]

Hira sy fitoriana: hiatrika seho roa ny Tanora masina Itaosy

Amin’ny maha zanaky ny Fiangonana Loterana Malagasy ny Tanora Masina Itaosy. « Miombom-peo amin’ny Foibe FLM izahay, manentana sy manasa antsika mpino FLM rehetra hiaraka hiombom-bavaka eny amin’ny Coliseum Antsonjombe, ny Alahady 10 septambra izao manomboka amin’ny 8ora sy sasany maraina », hoy ny fampitam-baovaon’ny Tanora Masina Itaosy. Amin’ny 2 ora tolakandro, […]

« Pâtissier-traiteur » Vita ny lasim-panofanana

Tanterahina eo anivon’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa, nandritra ny roa andro, tamin’ity herinandro ity ny atrikasa famolavolana ny lasim-panofanana momba ny “Pâtissier – traiteur”, iaraha-miasa amin’ny Institut Européen de coopération et de développement (IECD). Dingana voalohany amin’ity atrikasa ity ny fampivondronana ireo manampahaizana manokana eo amin’ny sehatry […]

Indray mijery

Manamarika ny faha-25 taona nisiany ny fikambanan’ny mpitsabo misehatra amin’ny minisitera eto amintsika. Hanomboka anio, amin’ny alalan’ny hairanty eo amin’ny Parvis Analakely, ny hetsika. Misy fitiliana ny homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza, ny diabeta, fitsapana tosidra izay maimaimpoana anatin’ny tolotra omena ny mpitsidika eny. Hisitraka fampiofanana sy fampitaovana mikasika ny fitantanana ny […]