Seho voalohan’i Erick Manana sy Dama, anio. Manomboka amin’ny 7 ora sy sasany, etsy amin’ ny CCEsca Antanimena. Hisy seho faharoa, ny alahady 20 aogositra izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. « Feo roa, gitara roa », toa ny nanombohan’ izy mirahalahy ity fiarahana ity ihany izany. Hisy ampahan’ny fizarana voalohany hatokan’izy […]
Other News
Zaridainan’Andohalo: hitohy amin’ny afondasy ny « Kindriandrian’Iarivo »
Zarina tsikelikely. Raha toa ka manana ny morondranomasina hialan’ny mpianakavy voly ny any an-tsiraka, manana ny eny amin’ny toerana avo koa ny eto Iarivo. Tanjona amin’ny « Afondasin’Andohalo » ny hanome fialamboly feno rehefa faran’ny herinandro. Efa nisy ny andiany voalohany, notontosaina ny 4 aogositra lasa teo. Nakana lesona hanarenana ny lesoka […]
Tsy fahalalana, eboebo, laza…: Endrika ivelany sisa ilay kolosaina
Iray amin’ireo mampiavaka an’i Madagasikara sy ny Malagasy manoloana ny firenen-kafa ny fananana kolontsaina marobe. Niharan’ny fiovana anefa izy ireny… Fandikan-teny « mivilana » ihany ny hoe « kolontsaina », raha takarina amin’ny foto-pisainana malagasy. Ny saina no nokoloina tamin’ny hira, fanorona, valiha, angano, kabary, katro, sns. Noho izany, « kolosaina » no tokony ho izy. […]
SOMBIM-BAOVAO
Afaka fito andro ! Hanomboka ny lalaon’ny Nosy, JIOI 2023, izay hatao eto amintsika ny 25 aogositra – 3 septambra ho avy izao. Nisy ny lalao fitsapana nataon’ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar sy ny ekipa voafantin’i Mahajanga, tao amin’ny kianjan’ny Barea Mahamasina, omaly. Tsy afaka natrehin’ny mpijery izany. Nivoaka omaly, tao […]
Mpianatra Toekarena : mikarakara “M’Saoma foot” ny CNTEMAD
Ho fampivondronana ireo mpianatra ara-toekarena, na ny ankehitriny na ireo efa nandalo tao dia hisy ny lalao ara-panatanjahantena, baolina kitra lalaovin’ny olona 7, lahy sy vavy, manomboka ny zoma 25 sy sabotsy 26 ary mifarana ny alahady 27 aogositra izao, etsy amin’ny kianja Paul Minault Androhibe. Ankoatra ity lalao ity […]






