Other News
Lalao fanomanana : lavon’ny Barea 3 no ho 0 ny Elgeco Plus
Taorian’ny fanokanana ny asa fanitarana ny kianja Elgeco Plus sy ny “Coupe du Président”, nisy ny fihaonana ara-pirahalahiana nataon’ny Barea de Madagascara sy ny Elgeco Plus. Lavon’ny ekipam-pirenena malagasy tamin’ny isa mavesatra 3 no ho 0 ny solontenan’i Madagasikara amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika. Lalao notanterahina omaly, teny By- pass. Nanindry tanteraka ny […]
TARATRY ny KANTO
Kitra D2 Nasionaly. Namoaka ny filaharana vonjimaika amin’ity fifaninanana ity ny Federasiona malagasin’ny Baolina kitra, omaly, tao anaty tambajotran-tserasera. Mitana ny laharana fahefatra ny ekipan’ny FC Rouge, tompondakan’Analamanga. Marihina fa tsy mbola nahita fandresena mihitsy ity ekipan’Analamanga ity ary manana isa 2 izy ireo. Kylian Mbappé, Frantsay mpilalao baolina kitra. […]
Fampivondronana : voavaha ny olana, nihaino ny atleta ny minisitera
Hanomboka afaka 15 andro, ny lalaon’ny Nosy, andiany faha-11, izay hotanterahina eto Madagasikara. Ao anatin’ny fanomanana tanteraka ny atleta malagasy izay hiaro sy hiady ary hitondra avo ny voninahi-pirenena, ankehitriny. Manoloana izany, tonga nijery sy nankahery ary nanolotra “vatsy” ho an’ireo atleta malagasy miatrika fampivondronana eo amin’ny taranja Judo, ady […]
Filoha Rajoelina: « Tsy maintsy voalohany isika amin’ny lalaon’ny Nosy »
Notokanana omaly, teny By pass, ny asa fanitarana nataon’ny filoha tale jeneralin’ny Elgeco Plus, Andriamanampisoa Alfred. Tonga nanokatra ny lanonana tamin’izany ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry Nirina. “Tanjona ho antsika ny hoe tsy maintsy voalohany i Madagasikara, amin’ity lalaon’ny Nosy, JIOI 2023, ity.” hoy ny filoham-pirenena malagasy, Rajoelina Andry Nirina, omaly, […]






