Other News

Fatana mitsitsy : mahasarika ny mpanjifa noho ny halafosan’ny saribao

Nampiasa kitay sy saribao avokoa ny 81% -n’ny tokantrano ma­lagasy teto an-drenivohitra sy tany Ambanivo­hitra, raha araka ny fanadihadiana nataon’ny Birao nasionaly mom­ba ny antontanisa (Instat), tamin’ ny Novambra 2003. Mirona tsikelikely amin’ny fampiasana fatana mitsitsy ny ankamaroan’ny Malagasy ankehitriny. Miroborobo rahateo koa ny fanamboarana izany eto an-toerana. Anisan’ny ahitana […]

Vaovao tambatra

Mitsahatra ny fanambaran’ny mpanjifa ny tarehimarika amin’ny kaontera Jirama (auto-relevé). Hiverina hitety trano isam-bolana ny mpiasan’ny Jirama. Hisy ny fepetra manokana hanaraha-maso izany. “Antony, maro ny fanambarana ny fandaniana tsy voafehin’ny Jirama, ka mampitaraina ny mpanjifa », hoy ny minisitry ny Angovo. Atao vaindohan-draharaha ny fampiroboroboana ny toekaren’ny faritra tsirairay. Omen-danja ny […]

Fifanakalozana ara-barotra : hiara-hiasa i Madagasikara sy i Kaomoro

Samy afa-po na ny mpandray anjara na ireo mpitsidika nandritra ny hetsika “salon international de l’artisanat”, natao tatsy amin’ny Nosy Kao­moro, ny 6 ka hatramin’ny 9 jolay teo. Anisan’ny nandray anjara i Ma­da­gasikara ka nahaliana ny te­ratany vahiny ny asa tanana ma­lagasy. Tapaka taorian’ny hetsika fa hisy fifanakalozana ara-barotra eo […]

Ady amin’ny tsy fanarahan-dalàna: ampiasaina amin’ny tontolo iainana ny teknolojia niomerika

Miara-miasa ny Sampandraharaha Amerikana misahana ny fampandrosoana iraisam-pirenena (USAID), ny minisiteran’ny Tontolo iainana (Medd), ny ao amin’ny Fitsarana ary ny Bianco. Voakasik’izany ny ady amin’ny kolikoly, ny trafikana harena voajanahary ary ny famotsiam-bola. Natolotra tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny an­ton­tam-baovao entina hiadiana amin’ny tsy fanarahan-dalàna momba ny tontolo iainana. Voarakitra […]