Other News

Basikety- Mada U14 : hiditra amin’ny ampahefa-dalana, anio

Hifarana afaka roa andro ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, latsaky ny 14 taona lahy sy vavy, taranja basikety, tanterahina eny amin’ny Kianja Barea Maha­masina. Fantatra omaly, ireo ekipa hiatrika ny dingana ampahefa-dalana amin’ny anio. Ho an’ny sokajy vehivavy, hiatrika ny ampahefa-dalana, ny ekipan’ny SAC, Luca­dro, FBC, Mb2All, BAS, CBF, JAP […]

SOMBIM-BAOVAO

Telma Coupe, taranja baolina kitra. Ho­tanterahina ny volana septambra ho avy izao ny dingan’ny ampahefa-dalana ho an’ity fiadiana ny amboaran’i Madagasikara ity. Tsara ny mampahafantatra fa izay tompondaka amin’ity no hisolotena an’i Madagasikara amin’ny fifaninanana Afrikanina 2024-2025. Judo, handray ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy “Cadets” sy “Juniors”, i […]

Lalaon’ny Nosy 2023 – KOM : “Tsizarizary ny fikarakarana ny atleta”

Velon-taraina tanteraka amin’ny tsy firaharahiana ireo atleta izy ireo. Tonga niray feo sy nanao antso avo, izay nahitana ny taranja fibatana fonjamby, karate, tolona, rugby, tenisy ambony latabatra, Ady totohondry, lomano, basikety, volley, handball, tenisy,…Tsizarizary, hoy izy ireo, ny fikarakarana ny atleta, na rano sotroina aza tsy misy. Mametra-panontaniana hoe […]

«Lalaon’ny Frankofonia» : mbola baraingo ny amin’ny Barea de Madagascar

Neken’ny filankevitry ny minisitra ny fandraisan’i Madagasikara anjara amin’ny “Lalaon’ny Frankofonia” andiany fahasivy, hotontosaina ny 28 jolay – 6 aogositra ho avy izao, any Kinshasa, RD Congo. Afaka fito andro, hanomboka ny lalaon’ireo firenena miteny frantsay, « Jeux de la Francophonie 2023 » andiany fahasivy. Ha­tra­min’izao, tsy fantatra raha mandray anjara amin’ity […]

VAOVAO TAMBATRA

Paikady fampandrosoana ny jono sinoa, fananganana orinasa ho an’ny jono maitso, fiompiana tilapia ary fampahafantarana an’i China. Nanatrika izany tany an-toerana ny minisitry ny Jono sy ny toekarena manga, Mahatante Paubert. Nitsidika ny faritra Alaotra Mangoro, ny ala­tsinainy teo, ny masoivohon’ny firenena Indonezianina eto amintsika. Voaresaka nandritra ny fihaonany tamin’ […]