Other News

“Lalaon’ny Frankôfônia 2023”: tanora mpanakanto miisa 22 no hisolo tena an’i Madagasikara

Hihazo an’i Kinshasa, hiaro ny voninahi-pirenena ihany koa ireo mpanakanto, mandritra ny “lalaon’ny Frankofonia 2023”. Sokajy 7 no handraisantsika anjara eo amin’ny lafiny zavakanto. Raikitra! Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra, ny alarobia lasa teo, ny handraisan’i Madagasikara anjara amin’ny “lalaon’ny Fran­kôfônia 2023”, hatao any Kins­hasa, Repoblika Demokrati­kan’i Congo. Eo amin’ny lafiny […]

Fialantsasatra lehibe: manomana fialamboly maro ny any Toliara

“Grandes vacances Toliara”. Hetsika iray, haka endrika fialantsasatra lehibe sy iombonana izy ity. Nampahafan­ta­rina tamin’ny mpanao gazety, omaly, tetsy amin’ny foiben’ny Telma Andraharo, ny andinindininy amin’ity andiany voalohany ity. Hotontosaina ny 4 ha­tramin’ny 27 aogositra izany, izay hanentanan’ny mpikarakara ireo mpizahatany sy mpiala sasatra mandritra ireo telo herinandro ireo. “Maro […]

IFM Analakely: hiantsehatra indray i Aynah

Tontosaina, anio, eny amin’ ny Institut français de Mada­gascar (IFM) Analakely, ny fampisehoana iarahana amin’i Nomenjanahary Aina, fantatra amin’ny anarana entina mian­tsehatra Aynah. Mpanakanto anisan’ireo vao nisandratra, miavaka amin’ny fananany feo mambabo i Aynah. Seho miavaka hanehoany ny maha izy azy, miaraka amin’ny mpitendriny no hatolony ny mpankafy sy mpijery, […]

Rohinkanto: hoentina an-tsehatra ny tantara amin’ny Radio

Tafatsangana ny Rohin­kanto ivondronan’ireo mpilalao tantara fandefa amin’ny Radio, mpilalao sarimihetsika, teknisianina amin’ny fikiraki­rana ny feo ary mpanatontosa fandaharana amin’onjampeo. « Samy matihanina sy manana traikefa matanjaka amin’ny asany avokoa ireo mivon­drona mandrafitra ny Rohin­kanto raha ny fanazavan’i Ony Miha­janirina, iray amin’ireo mpikambana. Nambarany fa : « izy ireo no […]

« Fehezan-tseho hafa mihitsy »: tarika sy mpanakanto 20 mahery no hiaka-tsehatra

« Harena ny fahasamihafana ». Hisongadina izany mandritra ilay fampisehoana « Fehe­zan-tseho hafa mihitsy »… Hotanterahina etsy amin’ny CCEsca Antanimena, ny alahady 23 jolay izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro ilay seho lehibe nampitondraina ny lohateny « Fehezan-tseho hafa mihitsy ». Mahatratra 20 mahery ireo tarika sy mpanakanto […]