Manomboka ny volana aogositra hatramin’ny volana avrily ny fotoana mampirongatra ny valanaretina pesta. Efa miomana amin’ny fanentanana sy ny paikady hiadiana amin’ity aretina ity ny tomponandraikitry ny fahasalamana eny ifotony. Hatsangana any Ambilobe, ny hopitaly manara-penitra vaovao, araka ny nampanantenan’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina. Haharitra enim-bolana ny fanatanterahana ny asa. Hanampy […]
Other News
Kitra vehivavy – « Mondial 2023 »: nisaraka ady sahala i France sy i Jamaïque
Notanterahina omaly, tao amin’ny kianjan’i Sydney Foot-ball Stadium, ny fihaonana teo amin’i Jamaïque sy i France, taranja baolina kitra, vehivavy. Nisaraka ady sahala, 0 no ho 0 ny roa tonta nandritra ny fiadiana ny tompondaka eran-tany taona 2023. Lalao atao any Australie sy Nouvelle-Zélande, ny 20 jolay-20 aogositra. Tafiditra amin’ny […]
Fifanintsanana “Can 2024”: hiantso mpila ravinahitra telo i Rôrô, mpanazatra ny Barea
Nambaran-dRakotondrabe Romuald (Rôrô), mpanazatra ny Barean’i Madagasikara, ny zoma lasa teo, tetsy Mahamasina, fa niantso mpilalao mpila ravinahitra miisa 3 izy hanatevina ny Barea. Hanampy ireo efa ao anaty lisitra, hikatrohana amin’i Angola, mandritra ny andro fahefatra, fifanintsanana CAN 2024. “Tsy mbola afaka hanambara ny anaran’izy ireo aho fa ny […]
Fiba 3×3 Wuxi Challenger: laharana fahefatra ny ekipa malagasy
Tafapetraka eo amin’ny laharana fahefatra ny ekipa malagasy «Team Antananarivo», tao anatin’ny fifaninanana «Fiba 3×3 Wuxi Challenger», taranja basikety, notontosaina tany Chine. Fifaninanana nanomboka ny 21 jolay lasa teo ary nifarana omaly alahady 23 jolay. Teo amin’ny lalao manasa-dalana, nanoloana ny ekipan’ny Beijing no nifarana ny lalan’i Elly, Fiary, Arnol […]
Lalaon’ny Nosy : nasiam-panamboarana ny kianja Barea sy Alarobia
Mitohy ny fanatsarana sy fanamboarana ny “piste” hihazakazahana ao amin’ny kianja Barea sy Alarobia. Toerana hanaovana ny taranja fototra atletisma, amin’ny lalaon’ny Nosy. Anisan’ny fotodrafitrasa handray ny fifaninanana taranja fototra atletisma amin’ny lalaon’ny Nosy, andiany faha-11, ho tanterahina eto Madagasikara, ny kianja Alarobia. Nanomboka ny fiandohan’ity volana jolay ity, nikatona […]






